Voaasa handray anjara amin’ny daty roa lehibe eny an-toerana ny tenany dia ny fianianan’ny filoha voafidy Macky Sall, ny 2 aprily, sy ny fetim-pirenenan’i Sénegal ny 4 aprily ho avy izao.
Tonga nitsena ny filoha Andry Rajoelina teny amin’ny seranam-piaramanidina Leopold Sédar Senghor ny filoha Macky Sall. Nandray azy teny an-toerana tamin-kafaliana be ihany koa, ireo solon-tenan’ny malagasy monina any an-toerana.
Негізгі бет 31 martsa 2019: NIGADONA ANY SENEGAL NY FILOHAM-PIRENENA ANDRY RAJOELINA
Пікірлер