Tsy mba hitanareo ve ny tarean ty Rajoelina ty fa tena hita mihintsy oe bandy tranon dainga sy menatra am lainga ataony fa mitsiky vendrana zany.tdy tiny ho enon vahoaka ny tenenin dravalomanana dia mody tapahany fona satria fatany fa marina.
@jaonaranaivosoa4904
5 жыл бұрын
Ny an'i Rajoelina ny vody no misaina fa tsy ny lohany ! SABABO zany
@vivianeratovoson201
5 жыл бұрын
Atao hoe tsy nanome ny fanjakana!!!! TAIZA NO NAHITA VOLA I FOZA ???? RAJOELINA MAPAR TGV ?????
@gasikarazanatany
5 жыл бұрын
Ny Miamy koa dia importation daholo
@mimichrisnah8649
5 жыл бұрын
tokony mba class fipetraka kl l panolotra alo e tsy tokony anaigidoalika otranio miseo tele merci za K25
Mpandainga tsy valahara io radomelina io sady mpangalatra dia io ve no misisika hitondra fanjakana? Dada ihany no tokinay, Dada ihany no tsy mangalatra sady tena tia tanin-drazana! K25! K25! K25 !
@amiandria5986
5 жыл бұрын
tsen ny Mahabibo,sy Marolaka an'ny Mahajanga anga adinontsika e,Lalan teo Anosibe,hain Dada tsara anie ny niaraka t@ jacques chirac eh!tsy mankahala frantsay Dada fa mametraka tsara ny toeran'ny Frantsay,sy ny amerikana
@zavaandriamamanga853
5 жыл бұрын
Misaotra. Fa tena marina n'y hevitrao 🤗 tsy hainy izany Peta doko n'y fomba iainany.sans futur ..
@amiandria5986
5 жыл бұрын
mbola zaza i andry,ka mitady ny dadany hamaly,fa tsy sahy manontany an'i DADA vraie eo anoloany ka ny DAM ao anaty diction aza tsy hitany! Tsy mahay mamokatra ny vokatra eto antoerana izy,fa mi bizina @ anyivelany,TSY ILAINA IZANY TOMPOKO O!mamay ianao ra zandry any!
@niniratsimba7704
5 жыл бұрын
LOZA LOZA FA PANDAINGA NY FOZA
@oxianealfred2772
5 жыл бұрын
Vina tsy mitsinjo ny madinika fa indrindra ny any ambanivohita fa ny efa manankarena ihany
@reyph742
5 жыл бұрын
MANDAINGA TSY MISY HEVITRA ITY ANDRY DOMELINA TY!!!! TSY MENDRIKA NY HITONDRA FIRENENA ! !!!! HAFA IHANY I DADA ! !! OLONA MENDRIKA SADY MATAHOTRA AN ANDRIAMANITRA ! !!!
@mangidy8058
5 жыл бұрын
Mahamenatra, mampanantena zavatra tsy ho tanteraka, miandry olona hanampy azy amin'ny téléphone vao mamaly ny fanontaniana izy? averiko ento indray ny tenin'i Atoa Andry RAJOELINA / "TSY METY NY MANDAINGA, TSY METY NY MAMITAKA, RAHARAHAM-PIRENENA NORESAHINA, MPANDAINGA! MPANDAINGA! MPANDAINGA! tsy misy fanaratsiana, fa zavatra marina, mahamenatra. Raha izaho no mpanohana an'i Atoa Andry RAJOELINA dia menatra, tena menatra ny tenako, satria nandainga teo himasony VAHOAKA MALAGASY REHETRA i Atoa Andry RAJOELINA, aleoko mandeha manohana an'i Atoa Marc RAVALOMANANA toy izay hanohana olona MPANDAINGA, ny ohabolana malagasy dia milaza marina : ALEO MIFANENA AMIN'NY MPAMOSAVO TOY IZAY MIFANENA AMIN'NY MPANDAINGA.Fahanana lainga ny vahoaka malagasy, dia ho betsaka ny tany amidy amin'ny vahiny, mitandrema re ry vahoaka, mitongava daholo hifidy, entano ny olona rehetra handeha hifidy sao dia hanenenana. Ny ahy ny fanafody dia mora : FIDIO ATOA MARC RAVALOMANANA LAHARANA 25
@amiandria5986
5 жыл бұрын
tandremo ary isika @ity foza ity fa ny,fa ny trondro Fibata aza ef tsy fidiny,afa ihany ny vita gasy,fa tsy ireny beurre ADJIDA jabora mamono ny vita gasy izany e!alefa 25 an
@oxianealfred2772
5 жыл бұрын
Rah tsy ny olona efa minia mikipy tsy mahita ny fahasamiafana t@androny dada sy t@ny tetezamitatra
@thierrylemmens4530
5 жыл бұрын
Efa lazaiko ianareo fa amidin-dradomelina aminy arabie saoudite i Madagasikara afahany mahazo vola be be kokoa noho ireo efa nomena azy, ny arabo manko manam-bola be lavitra nohon'ny frantsay! Io ilay resaka hoe building tahaka ny Miami! Rain-iza ilay nanondrana volamena?? Radomelina anie olona tokony higadra satria nanao actes criminels taminy fihodinana voalohany iny (tsolotra, hala-bato, sns...) nefa dia hita fa nandohalika taminy daholo na ny CENI na ny HCC!
@vivianeratovoson201
5 жыл бұрын
Bandy ALIKA ny anareo !!!! Rajoelina !!!!!
@lucierabeson7617
5 жыл бұрын
Tss hisitraka zany building zany mitsy eo fa ny vahiny dhl no hipetraka @zany ,Sady hitrandraka ny harena misy ao
@maitremakarof9961
5 жыл бұрын
Iza koa tony pd tony
@jaonaranaivosoa4904
5 жыл бұрын
Ny 13 no tena pede (pelaka sarim-bavy) mivadivadi-dela tsy malala menatra, mandainga!
Пікірлер: 21