Tena tsara 🥰🥰 tena hoe tsara❤ Mankasitra indrindra Tompoko 🥰
@anjaranirinaivaloetitia1704
4 ай бұрын
Bravo le mpanoratra à! Mankasitraka tompoko fa tsara be!
@FaraZuliettas
4 ай бұрын
Misoatra indridra ee nafinaritra nihaino azy antraminy farany❤😍
@TsiriniainaAniyah1926
4 ай бұрын
Mankasitrak be dia be ho anareo mpilalao rehetr fa t'en hafapo zahay mihaino🙏🥰 D mba mangatak tohin ilay diandran- gotra iny reh rah mety azafd fa d mbol Miandry ny tohin fone eeeeh🤗😁
@raharisoaanna6820
4 ай бұрын
Tena oe tsara, mankasitraka indrindra anareo fa tena nandona ahy ny fiafarany ❤
@AnnithaEdvige
4 ай бұрын
Mankasitraka ee ❤❤❤
@IkajiarisoaClementine
4 ай бұрын
Merci fa tena tsara be
@germaineattieh7721
4 ай бұрын
Mankasitraka e! Tsar fiafaran lay tantara ❤❤❤❤
@GarciaMarieGarcia-uh6cr
4 ай бұрын
Misaotra nizara fa tsara be tantara ny mpilalao koa mahay be daholo ❤❤❤👏👏👏tapitra hiany izy ty
@weefiweefi6639
4 ай бұрын
Misaotra nizara fa tsara be ❤
@FanatenanaFitiavana
4 ай бұрын
Tena tsara fiafara le tantara Makasitraka ny mpajndray Ankara rehetra ❤❤❤❤❤❤❤❤
Tsara ilay tantara na dia somary mafimafy kely aza ny fiandrasana ny tohiny, saingy tsapa ihany koa ny fahasarotana manantontosa, mankahery sy mankasitraka indrindra
@vivianeraminosoa2159
4 ай бұрын
Misaotra nizara!! Tsara fiafara!!
@nerenaalydiaharimino7843
4 ай бұрын
Misaotra betsaka fa tena hafapo e🇲🇬🇲🇬❤❤❤🇸🇦🇸🇦
@mariejeannine6275
4 ай бұрын
Mbol voh hihaino dia efa mankasitraka sahady oooh ❤❤❤❤❤
@Kala_piso
4 ай бұрын
Tiako sy tsara fiafara ny tantara! Bravoooo be ho an'mpanlratra sy n'y mpilalao ❤
@KwKw-f8s
4 ай бұрын
Eroniee mavarina be tsara sifarana ❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏
@faustinegouyeram
4 ай бұрын
❤❤❤❤❤
@sharashara7179
4 ай бұрын
Merci gasy rakoto
@AndritianaHerilala
4 ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@apop3771
4 ай бұрын
Merci bcp
@gsjejhebsbs-wr8vy
4 ай бұрын
Alávani tantara re zao , misaotra fa tsara be.👏👏👏
@MichouBeauty
4 ай бұрын
Mifandimby misotro rano dia misy miambina foana le zaza 😢
@sehenofredoline4772
4 ай бұрын
Tsar bé le tantara fa misaotr betsak tompoko.❤❤❤
@haingotianaomega1746
4 ай бұрын
❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉
@safidy6782
4 ай бұрын
Mankasitraka be dia be anareo fa tena tsara be lay tantara
Пікірлер: 42