Fanontaniana somary tsotsotra no napetrak'i Jeannot Ramambazafy aminy maha olom-pirenena azy fa tsy aminy maha mpana gazety azy. Valiny matotra sy tsara lanja no azony avy amin'i Andry Rajoelina, olom-pirenena ihany koa fa mpamorona ny IEM (Initiative Emergence Madagascar).
andryrajoelinae...
andryrajoelinae...
Noho ilay hoe Jacky Andriamialivelosolofo FENO FANKAHALANA DIA MIKATONA NY COMMENTAIRES. TSY ETO AKORY NY SEHATRA FAMPIANARANA MANOMPA OLONA. REHEFA TSY METY NY FIAINANAO DIA HAKAPOHY AMIN'NY VATO NY LOHANAO FA TSY NY HAFA NO POIZININAO AMIN'NY FANKAHALANAO.
IZAY ILAY HOE NY IRAY NO MANONDRANA DIA NY REHETRA NO VOASAZY. TSY FANEHOAN-KEVITRA INTSONY IZANY FA ADY TADIAVINA.
MIALA TSINY AMIN'NY OLON-KENDRY REHETRA FA TSY NY FAHAKANOSANY NO ATAOKO HIBAHANA ETO AMIN'NY FANANAKO.
Негізгі бет Andry Rajoelina IEM mamaly an'i Jeannot Ramambazafy
Пікірлер