Misaotra anareo rehetra e ! Zaraiko eto ny tononkira + traduction française KILALAO (Lahy) Misy kilalao, Ho lalaovina ao am-poko ao. Manasa anao zazavavy, Midira raha sitrakao. Ny mpilalao roa ihany e, Ny manodidina hanadala eny ihany. Izaho mpankafy e, Ianao koa angamba toa izany, Tsy mankahala ilay kilalao santimantaly e. Misy kilalao, Ho lalaovina ao am-poko ao. Manasa anao zazavavy, Midira raha sitrakao. (Vavy) Aoka aloha amin’izao, Ny toetrako tsy fantatrao. Ho kilalao mahery, Mety hanimba ny tokontany filalaovanao. Izaho koa mpankafy e, Fa nolazaina ho mpilalao fitia. Nolazaina fa mahery setra, Mpampijaly tsy manam-petra. Ka maro izao ireo fo nangina Tsy nisy nataoko fanahiniana. Raha misy kilalao, Tianao ho lalaoviko ao am-ponao. Misaotra anao zazalahy F’izaho tsy te handratra anao, F’izaho tsy te handratra anao, Tsy te handratra anao. -- JEU (Homme) Il y a un jeu qui va se jouer, dans mon coeur. Jeune demoiselle, je t’y invite. Entre, si tu veux bien. Nous ne serons que deux joueurs. Il est possible que les autres nous jalousent et viennent nous embêter. Je prends plaisir à jouer à ce jeu, j’espère qu’il en est de même pour toi, que tu n’as rien contre ce jeu sentimental. Il y a un jeu qui va se jouer, dans mon coeur. Jeune demoiselle, je t’y invite. Entre, si tu veux bien. (Femme) N’allons pas plus loin, tu ne me connais pas. Le jeu peut être violent au risque d’abîmer ton terrain de jeu. Ce jeu me plaît aussi, mais on dit de moi que je joue avec l’amour que je suis cruelle, que je n’ai pas de limites pour faire souffrir. Nombreux sont les coeurs qui se sont maintenant tus, sans que j’aie fait exprès. S’il y a un jeu auquel tu aimerais que je prenne part, je te remercie de l’invitation jeune homme mais je ne veux pas te blesser. A/C : Mandrantohery “Goul” Andriamihanta aka Babai Lugu
@nyheryrazafindriaka4539
15 күн бұрын
ho an'zay 🐿❤
@hajarakotomandimby4011
Жыл бұрын
Mankafy Babai Lugu hatrany. Tsara loatra ny kantonareo ♥
@hasinafetiarison
Жыл бұрын
Mbola mangorintsina ohatran'ilay tamin'ny live ihany e ❤️🌼
@radoniainanarintsoa5859
Жыл бұрын
Tena Duo TIAKO BE mihitsy, tsara feo be koa Alice🤩😘
@sitrakaralaimidona
Жыл бұрын
Tiako :) Tena kanto ity :) Misaotra #babailugu
@rajaonahtojoniainanandrian1162
Жыл бұрын
Dia manembona an'ilay concert tao amin'ny CCESCA indray aho ❤❤❤
@tojorarivoson8589
Жыл бұрын
Wowoowoowowowww mlay rangah nareo ahhh, mamaly ny etaheta ny mpakafyiiii ❤❤❤ mankasitraka fa tena miaino ny mpkafih nareo
@agathelalaopassot7945
Жыл бұрын
Zao vao hitako, ntsôôôô nanay eeee.. Tiko ery..
@razafimandimbymonde8474
Жыл бұрын
Salut Mandratohery, je suis une amie à Soami et je connais bien cette chanson. Elle me l'a fait écouter plusieurs fois. Je pense fort à elle en ce moment ♥️
@BabaiLugu
Жыл бұрын
Wouah ! Merci pour ton message qui me touche beaucoup
@rovaniainaraissarasoariman8744
Жыл бұрын
Tiako be ❤
@radogasy
Жыл бұрын
"Mahafatifaty" sy "Mampitoa hamono" no filaza matetika fa ny tenako indray no maty novonoinareo~
@radogasy
Жыл бұрын
Saika maty aho nijery anareo roa 💖💖💖
@bojak9957
Жыл бұрын
❤
@ainarasojamanana5503
Жыл бұрын
❤️❤️❤️❤️❤️❤️🥰
@mahatanarakotoniaina4087
Жыл бұрын
❤❤
@keeganrazafindrainibe8188
Жыл бұрын
❤️❤️❤️🥺
@fifalianarandriamampianina9896
Жыл бұрын
KANTO LOATRA🥰
@soloforajaonarison6404
Жыл бұрын
Tsara be, mankasitraka
@davida5919
Жыл бұрын
Mahafinaritra e👍🏼
@hajanantenaina3184
Жыл бұрын
Nahafinaritra ny naheno ny feon'i Alice tamin'ny Live.
Пікірлер: 24