Tojo anao aho ka dia mirana, Afa-po fa tsy hosahirana; Hitady naman-kafa intsony, Satria ianao dia fiononana. Nihaino am-po ny fitarainako, Nahatsapa ny fanaintainako; Nampisy lanja indray ny fianako(2). Tojo anao aho ka dia mirana, Afa-po fa tsy hosahirana; Hitady naman-kafa intsony, Satria ianao dia fitiavana. Nampahatsiahy, ny hadisoako, Indrindra tamin’ny namonoako; Fitia nitoetra tao am-poko(2). Tojo anao aho ka dia mirana, Afa-po fa tsy hosahirana; Hitady naman-kafa intsony, Satria ianao dia fanantenana. Na tsy fantatro aza ny androko Na mbola ho lava be ho andriko Hiandrandrako ny fiainako.
@dominiqueramiarisoa9630
8 жыл бұрын
je ne m'en lasse pas je les adore!!!!
@princiacastanier6216
4 жыл бұрын
Je vous adore!,,,,, laisser parler les gens Mais depuis mon enfance je vous admire je suis fierce de vous compatriots!
@RelyJ
15 жыл бұрын
tres poeticc super compsiteur
@kathiefrancette2991
2 жыл бұрын
Tiako ity hira ity ahatsiarovako ny taloha 😍
@FANGATO974
5 жыл бұрын
MERCI
@holynirina6444
Жыл бұрын
❤❤❤
@momottee
Жыл бұрын
❤
@nirinaramangasalama3265
Жыл бұрын
Ianao Dia fiononana nampisy lanja indray n'y fiainana satria Ianao Dia Fitiavana. Fitia mitoetra ao am-po ❤️
@dieudonnerakotonirina100
4 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra ô !
@user-dl7ve3wy3t
8 ай бұрын
😂❤
@aelahmg
15 жыл бұрын
Hanitra sy Haja!
@renerandriami7880
Жыл бұрын
Misaotra e !
@andryfamantanantsoa2802
10 жыл бұрын
le Beethoven Malagasy!!
@nirinalisoaraharimahefa8789
2 жыл бұрын
tsara koa ny hiran'izy mivady ireto e? misaotra ô!
@raklio1
12 жыл бұрын
Tiako. Raklio.
@hanitraandriamparany9084
11 жыл бұрын
qui t'en empêche? Lol!!!!
@hanitraandriamparany9084
11 жыл бұрын
lol, drrrri, aza ilaozana ny vady fa ny hira fotsiny henoina tsara d milamina ianao é!
Пікірлер: 21