00:01 Fony aho - Bodo 01:36 Afenina - Poopy 02:38 Hody (Ry Taniko) - Bodo 04:10 Tsy natolony - Poopy 04:54 Sombinaiko - Bodo 05:52 Tolory tanana - Poopy
@Raeliarisoa
7 ай бұрын
9:13 9:13
@user-fn2dw1ik5l
11 ай бұрын
Mankasitraka an'i Bodo &Poopy tena tiako e!❤
@sylvoalias
3 жыл бұрын
Tsy manam-paharoa nareo ro e j'adore....merciii. J'♥ á 1♥♥%
@LALAINARA
11 жыл бұрын
Même en 2012, je vibre pour nos 2 chanteuses. Elles ont berçées mon adolescence. Trop beau! Merci 1000 fois!!!
@lalainanomenaravelosaona189
Жыл бұрын
Dia tena hay tsianjery hatramin'ny farany ity hira ity ❤️
@joseamamisoa7441
6 жыл бұрын
Fa fony vao namony ny fitiavako anao Nanomboka nazava ilay jiro nitsilopy Ho tonga ny havandra sy ny orana nikija tonga hisompatra Nanapaka ny taho sy namono ilay afo Tsy naharitra aho fa lasa Nanefy akany vaovao ho ahy Hanorenako indray ilay fitia nitsahinao Nandratra ahy Tsy hitamby aminao, na mangidy aza izany Maika mantsy ho fantatrao, ka izaho tsy hitomany Ka ny hoaviko eny indrisy, efa nopotehinao Hosaronako ilay tsiky, amin’zay tsy ho fantatrao Tsy ataoko ho fantatrao ny ratram-poko ao Sao araraotinao hampijalina ahy indray Ataoko toy ny hoe tsy tiako intsony ianao Hiala aminao aho sy hanadino anao Oram-be mivatravatra kotro-baratra No nalaiko ho namanao Tsy hamoy fo alahelo an-tanin’olona aho Fa nataoko hampatsiahy ilay akany lavitra Na ny mamiratra aza no hanambazana ahy Tsy nahasarika ahy ireo fa ianao Ry tany mamiko no nampanembona ahy Nierikerika aho fa sao tao ianao An-tsaina sisa no nahitako anao Ny sitra-pony vitany nefa ianao feheziny Lay fahafahanao toa nitsahiny, tsy tsaroany fa Ireo toky sy dina nentiny nambabo anao Hay rotsirotsy fotsiny hampatory anao Hitanao izao f’ilay fitiavany dia tsy natolony ho anao Fa ho an’ny tenany Sombinaiko ho anao no amoronako ity hira ity f’efa Tsy ho ela dia ho avy ilay ora iray iandrasako anao Fantatro fa tsy safidinao ny ho tonga ety an-tany Tsy lanitra no hitsena anao na paradisa koa Mangahiahy tsy misy hitarainana Tsy mana-namana tsy manan-kavana Toa kamboty zary singan’olona Mavesatra ny fahanginana Mifendrofendro toa vonton’ny tomany Toa fenofeno ary sy manimanina I dada sy i neny tsy eo anilany Tsy hita izay ho sarangotina Fa firy moa no mba mijery izany Eny firy koa no mba manampy azy Misy ireo miraviravy tanana Toa mafy fo tsy mba miantra namana Fa firy moa no mba mijery izany Eny firy koa no mba manampy azy Ka tolory tanana aho mba jereo Fa aza avelanao ho irery fotsiny eo
@sylvoalias
3 жыл бұрын
Misaotra @'le tonon-kira e...J'♥ bcp á m'en mourrir cette chanson...merci
@user-ph3ie6of6u
8 күн бұрын
Tsara fona fona❤
@lucarafidison5559
4 жыл бұрын
Mai 2020 Tsy lefy laza Kanto 🌹
@havanarenciot6430
4 жыл бұрын
2020, mbola mihaino fona. Tiako fona ty hira ty
@sylvoalias
4 жыл бұрын
23.1.20/20....mankasitraka foana ity hira ity.
@onjarandria2112
4 жыл бұрын
Fa fony vao namony ny fitiavako anao Nanomboka nazava ilay jiro nitsilopy Ho tonga ny havandra sy ny orana nikija tonga hisompatra Nanapaka ny taho sy namono ilay afo Tsy naharitra aho fa lasa Nanefy akany vaovao ho ahy Hanorenako indray ilay fitia nitsahinao nandratra ahy Tsy hitamby aminao, na mangidy aza izany Maika mantsy ho fantatrao, ka izaho tsy hitomany Ka ny hoaviko eny indrisy, efa nopotehinao Hosaronako ilay tsiky, amin’zay tsy ho fantatrao Tsy ataoko ho fantatrao ny ratram-poko ao Sao araraotinao hampijalina ahy indray Ataoko toy ny hoe tsy tiako intsony ianao Hiala aminao aho sy hanadino anao Oram-be mivatravatra kotro-baratra No nalaiko ho namanao Tsy hamoy fo alahelo an-tanin’olona aho Fa nataoko hampatsiahy ilay akany lavitra Na ny mamiratra aza no hanambazana ahy Tsy nahasarika ahy ireo fa ianao Ry tany mamiko no nampanembona ahy Nierikerika aho fa sao tao ianao An-tsaina sisa no nahitako anao Ny sitra-pony vitany nefa ianao feheziny Lay fahafahanao toa nitsahiny, tsy tsaroany fa Ireo toky sy dina nentiny nambabo anao Hay rotsirotsy fotsiny hampatory anao Hitanao izao f’ilay fitiavany dia tsy natolony ho anao Fa ho an’ny tenany Sombinaiko ho anao no amoronako ity hira ity f’efa Tsy ho ela dia ho avy ilay ora iray iandrasako anao Fantatro fa tsy safidinao ny ho tonga ety an-tany Tsy lanitra no hitsena anao na paradisa koa Mangahiahy tsy misy hitarainana Tsy mana-namana tsy manan-kavana Toa kamboty zary singan’olona Mavesatra ny fahanginana Mifendrofendro toa vonton’ny tomany Toa fenofeno ary sy manimanina I dada sy i neny tsy eo anilany Tsy hita izay ho sarangotina Fa firy moa no mba mijery izany Eny firy koa no mba manampy azy Misy ireo miraviravy tanana Toa mafy fo tsy mba miantra namana Fa firy moa no mba mijery izany Eny firy koa no mba manampy azy Ka tolory tanana aho mba jereo Fa aza avelanao ho irery fotsiny eo
@ninajarisonfit6896
7 ай бұрын
Merci car j'adore 🎉
@alimrichardo2538
2 ай бұрын
Misaotra betsaka eee🙏
@nirinaramangasalama3265
2 жыл бұрын
Tsy hanadino Izy. La Vérité affranchit. :-)
@roblinehanitriniaina3204
11 ай бұрын
Merci e , za tena tsy mety leo an'ty hira ty mintsy ❤🎉
@heryrakotonarivo7684
10 жыл бұрын
Bravo Bodo et Poopy! tena tsara ny hiranareo, pro marina ianareo roa ! bavo et merci
Decembre 2019 Tsy mety leo e,tena niatr t@ tena le tatara, sombiniaiko ho anw no namoronak ity hira ity, ts lanitr no hitsena anw na paradisa koa, Ankehitrin lebe ny zanako msotr n Tompo
@sabinezafitsiavily3380
4 жыл бұрын
Misy mihaino foana 😍
@razanamparanyandry268
4 жыл бұрын
eny o
@jonraha588
Жыл бұрын
Les Deux Diva de la chanson !
@nyclaudiasrakotonirainy8136
Ай бұрын
Avril 2024 😻 Misy namako mbola mankafy ve
@Ryan_raza
Ай бұрын
Tena mbola mahatsiaro ny fahazazako. Tsara loatra
@fidoradoniaina7308
4 ай бұрын
Androany 22 Janvier 2024 vao aiko oe kay ve ka i Jao sy D'Lain reto bandy choristes reto e ☺️... Tsara fona miaino ity vazo ty ☺️☺️☺️
@rakotobeharitiana8892
4 жыл бұрын
J’adore merci 🙏🏽 beaucoup pour tous ces clips et musique de mon enfance 😘🥰😇🥰🥰🥰🥰🤩🤩🤩🤩🤩
@lyndarafanomezantsoa9092
4 жыл бұрын
2019 ??! Mbola misy mihaino ve?
@rojonarindra1819
4 жыл бұрын
À l'instant même mbol mihaino tsy mety leo❤❤
@soafararakotomalala8319
4 жыл бұрын
eny aki a, za zao mbola mihaino ndray2
@mickaellasookeea2999
4 жыл бұрын
Lynda Rafanomezantsoa bien sur aky ah
@nicholasmamisashvili5023
4 жыл бұрын
Me, this is a truly beautiful song
@ianjaambinina5339
4 жыл бұрын
Za o
@withme_and_mysoul_plants
5 жыл бұрын
Je l'écoute depuis mon enfance et aujourd'hui en étant adulte elle ne me quitte pas 💜
@ralaivaoenricomartinien566
4 жыл бұрын
Moi aussi
@manir9321
4 жыл бұрын
Tsy maty ao am po. Henoina foana ! Octobre 2019.
@FeytchNyrwinRan
7 жыл бұрын
Tokony ho efa mihoatra lavitra noho izao ny isan'ny Vues An'itony hira Malagasy itony :)
@andriniainaandrianjanaka6625
3 ай бұрын
Fevrier 2024 , mbola milay foana
@razafindrakotoleonide2418
28 күн бұрын
TIAKO LOATRA HIRY TY EEEE MERCI BEAUCOUP..OMBIAGNA TOURNÉ ATY EN NEW-YORK BROOKLIN MERCI BEAUCOUP
@hoaraufleurdesiles63
11 жыл бұрын
Merci infiniment !!!!!
@sehenofarahanitrarisoaandr6356
Жыл бұрын
kanto loatra , hafa ihany Bodo sy Poopy izany!
@rovaandria5357
3 жыл бұрын
rehefa mi-voyage maheno an zay fona,mafinaritra e
@clararj7950
7 жыл бұрын
Tantara mpianako hira 😭 Ny sitrapony vitany e , tsy natolony ahy ilay fitiava 😭😭
@rakotomalalahery360
6 жыл бұрын
Tsara eeeeeeee
@samuslucandrianoenjanahary186
5 жыл бұрын
J'aime trop cette chanson là
@vonyrakoto293
5 жыл бұрын
Misaotra an'i Naivo nanamboatra an'i Tsiory. Izy no Fitiavako.
@princiarasolonjatovo1616
7 жыл бұрын
izany ka kanto,hira tsy mety lefy laza...
@Jarison06
11 жыл бұрын
souvenirs souvenirs merci j'adore!!
@ranaivosonninayvonnevivian5583
2 жыл бұрын
Tantara marina .misy farany Zavatra iaby .
@rasolofomananaandriatsitoh3314
4 жыл бұрын
Arrangement impeccable...
@miangalyfinona8595
4 жыл бұрын
Tena mbola tsy lany manja mitsy fa mbl matsiro be lay hira tiko be💓💓
@brendaporaka6368
9 жыл бұрын
J vous aime tous les deux bne continuation.
@harishue
2 жыл бұрын
Feo 2 henjana 🌹🐦🌺. Misaotra tompokô 🙋🏾♀️
@user-ln1fk1wr6i
8 ай бұрын
2023 tsika zao, tratra aho. Nenoko fotsiny ity hira ity tam za ado. Zao za adulte azoko sy niainako daholo ny paroles. Indrisy fa tsy natao hanatra taloha....Tsy nampoizina
@ketakarasoa9054
4 жыл бұрын
Décembre 2019 ao anatiny Fy any tsra iza mbola namako mamy foana izy ity
Bravo les filles, je vos ador á tout ♥.... Grand merci á haute pression atmosphérique....Merci.... S.
@sylvoalias
5 жыл бұрын
mendrika foana e.....manja nareo roa.... misaotra b.
@randriamihantaherveluc9657
11 жыл бұрын
tena mlay tsisy hôtr'zan ranga aaa!!!!
@ramalainjose4514
Ай бұрын
2024 mbola mankafy anareo hatrany
@clarahoarau7958
2 жыл бұрын
Tiako laotra🥰
@rakotomahefajoebradleybrad7637
5 жыл бұрын
2019?????
@mahefaa
15 жыл бұрын
Na dia somary lava lava aza, tsara kosa. Izay aho vao mba nahitan'ity. Misaotra betsaka e !
@ralaindrianasylvia9372
7 жыл бұрын
tsara loatra e , vraie histoire
@lantoberthinerasoarimalala4370
4 жыл бұрын
6 février 2020 ❤
@ralaivaoenricomartinien566
4 жыл бұрын
11 février 2020
@jennyraharimalala3303
2 ай бұрын
Mars 2024 .Mbola mamy hatramzao
@fanjanirinasolin1053
4 жыл бұрын
J aime beaucoup
@ghgj1470
2 жыл бұрын
J'adore ❤️
@Ianjanavalona
14 жыл бұрын
suuuurrr
@MAMPOUWENANT84
11 жыл бұрын
Merci à ces deux femmes que j'aime trop!!!! Continuez de chanter ensemble jusqu'à la fin!!!!!!!!!
@ramarijaonayves899
10 жыл бұрын
IIzany ka tsara raha mbola fampiaraham-peo, ny feo kanto indrindra angamba hoy aho, mankasitraka bdb ê!!
@sylvainmandimbilahatra6161
9 жыл бұрын
ten ts mety leo an"ty hira anak1 ty mints ah, tsara lotr izy m6 bodo & poopy (y)
@user-tk2sc7hs3d
4 ай бұрын
Melky
@sheimaclarence4731
10 жыл бұрын
Afenina ny titranlé hira hirain'i Poopy voalohany e
@tovonjaseds5448
9 жыл бұрын
tiko be, perfect
@randriaharivelo2055
11 жыл бұрын
tiko ny feon'i bodo voix cacé fa ny feon'i poop misy douceur tenamifameno ny feonareo ro tsa le duo fa tohizo mankasitraka
@razafindrazahaonimaholy3555
3 жыл бұрын
2021💕
@brunelvario7674
6 жыл бұрын
Tiako be ty hiran Bodo sy Poopy ty, mankasitraka anareo😚😚
@jonraha588
Жыл бұрын
Toy ny vao omaly, satry fona hohenoina ity vazo iray ity
@julieraza8355
8 жыл бұрын
😗😗😗😗😗😗tiako b mpanakanto malagasy. .mirary soa hatrany..@lay feo manga
@jessijean2823
7 жыл бұрын
n'y sitrapony vitany nefa enw feheziny!!!tiko lotr
@benjaminchhay6449
7 жыл бұрын
jessi jean m p
@LetRubisFly
8 жыл бұрын
magnifique chanson
@randriamanjatoanicetrichar911
8 жыл бұрын
ok mihintsy et
@oniharimalalafenosoa7271
5 жыл бұрын
Tiako loatra
@sprxaida
6 жыл бұрын
Tena tsara be l hira 20/20
@rakotonirinajaonary2980
2 жыл бұрын
Misaotra Bodo sy Poopy, mahafinaritra ny miheno ny hiranao indrindra aty tany lavitra aty. Mahatsiaro an'i Dago
@Bootakill
6 жыл бұрын
toa DLain ilay choriste !!!!
@FalyLife
5 жыл бұрын
J'aime trop cette chanson bravo les filles💞👍👍
@oliviakhalifahanitriniaina1614
3 жыл бұрын
Tsar lotra😍😙😭
@njivasonliade8035
10 жыл бұрын
merci eeeeeeeeeeeeee
@miatyhoteit5498
9 жыл бұрын
Tsar kos e! J'aime!
@chanciamartin326
10 жыл бұрын
mlei e bonne continuation
@cyberlahy
11 жыл бұрын
Nafenina, fa hiran'i Bodo
@valalanoula2273
7 жыл бұрын
Jkif, hafa ihany le hira taloha .
@ar94media98
6 жыл бұрын
valerie alamele .
@beberazai4360
4 жыл бұрын
Mahatsiaro ilay akany kelik zah zan 😌😌😌😌
@behntehn
14 жыл бұрын
@leelopea : le titre c'est "Tsy natolony"
@rasoanarivelosarah365
10 жыл бұрын
ataoko toy ny hoe ts tiko intsony ianao sao araraotinao ampijaliana ahy.marna zany mankasitraka betsaka anareo roa ny tenanay.
@vazodiamondramitia
15 жыл бұрын
tsar fa efa mifanaraka tsara i Bodo sy Poopy
@hanitraandriamparany9084
6 жыл бұрын
Raitra d raitra fa d tohizo ry izy 2 an!
@Eirorian1
16 жыл бұрын
Thanks. GREAT SINGER and SONG>
@nini-bh3fi
7 жыл бұрын
īlovesongbodoandpoopy❤❤❤
@hehemanitra8370
6 жыл бұрын
😴😴😴😴😴😴😴😴😴
@maximelaustralien5771
6 жыл бұрын
Eirorian1 you are first com
@priscamaharavo7202
4 жыл бұрын
Tiako loatra ❤️
@macbonny
6 жыл бұрын
Tsara loatra é!
@alimrichardo2538
2 ай бұрын
2024 ❤
@fanomezanaandriamananony3645
4 жыл бұрын
covid 19!!! tsy mety lefy lazany mihitsy ito hira tio
@arounenmoonoosamy2778
9 жыл бұрын
marina izany e! merci .
@mimisiku182
12 жыл бұрын
tena tsara e fa merci ry iz ro an
@olivierraveloson7165
7 жыл бұрын
Hafa ihany.... mankasitraka e...
@chrisrabosalamrazanafi9475
7 жыл бұрын
tiako ny hira gasy raha ohatra ka mba misy zavatra azo Toshiba @ fihainana andavan' andro, na hiram- pitiavana , n'a hira fananarana, n'a hira fanentanana , fa indrindra eo @ hira fampiraisankina, n'aiza n'aiza n'y fihavian' ilay mpihira, fa misy k osa ireny hira izay mivoaka tsy misy zavatra azo hitsoahina , ka lasa tsy misy lanjany ny hira gasy , izany no mba tsikaritriko @ hiran-tsika malagasy, mamela ahy inareo raha ka mahadiso izany fitsikerako izany , satria gasy ny tenako , mba tiako ny hira sy n'y zavakanto malagasy mba ho hisy lanjany sy mba ho reharehan' i malagasy ary taratrireo ny tanora tia hira gasy .
Пікірлер: 258