MPETRAKA be le zavakantonao! instru nature be!couplet, refr cv e! gran n Malagasy, asio ôtrnio vaovao amn zao vanim-potonantsik zao hoan mpankafy hanamafisàna ny faka e!RESPECT
@eddybessa6523
4 жыл бұрын
Mankasitraka lesy Buddha El Taga.
@croquemitaine6613
5 жыл бұрын
Tena tiko loatra ty hiranao ray ty zoky a👊🏽 le tononkira tena mandona e, peace bro 🤘🏻
@harishue
5 жыл бұрын
Tsara ny mozika sy toninkira ary ny hanatra! Mankasitraka.
@nosactus1849
4 жыл бұрын
Merci! Ao tsara ny hafatra tiana ambara.
@AndryWzk
Жыл бұрын
Tsy mety levony fotoana ! taddko mbola zaza tamin'ny androny délire zone nahita ity vazo ity voaloha. Amin'izao efa lehibe ary ampitaina aminy taranaka aty aorina fa misy ny antsoina hoe tena RAG SYGA_ Normal raha hi-kiff izy satria zay lay tontolo nahatamana ahy hatramin'izao.
@Kriterz_of_nowhere
3 жыл бұрын
An'isan'ny hira mila clip. Efa ela fa an'isan'ny tena henoina miverimberina foana.
@neriahrandriambelonary3942
4 жыл бұрын
Mankasitraka amin'ny fizarana ny ainga avy any ry zoky a, mlay le vazo sy ilay fivoakany ao tsara
Пікірлер: 13