Milay é!!! misimisy ny tahak'izao . C'est une bonne émission !! Merci TV Plus A+
@harinjakaharinjaka7885
5 жыл бұрын
Tena mahay lay mpitendry
@muriellerakotondraboay3819
5 жыл бұрын
pihira isan'ny tena ankafiziko....mankasitraka
@gaellerakotoharivelo2941
5 жыл бұрын
Anisany manohana ny foko ilay hira Mama iny. mba ataovy tsara otranzao foana ny invité anareo e. Fanotaniona kely, Landrih & Laingo ve miaraka? Landrih Bogosy mafatifaty kely.
Пікірлер: 6