MANKASITRAKA NY MBS MANDRAY OLONA AVY AMINY GROULE ISAN-KARAZANY,
@NadiaRazakanirina
Жыл бұрын
Zany no olona nianatra ry vahoaka malagasy ah tsy misy resaka politiaka
@bannerbruce5618
Жыл бұрын
Mba ampidiro ny resaka Politique Construction Logements des Citoyens e!
@GasyTezitra
Жыл бұрын
AMINAY NY MBOLA FITADIAVANA NY FIRESAHANA AMINY ANDRY DOMELINA APONDRA DIA MBOLA FISOLELAFANA AZY FOANA E!!!
@GasyTezitra
Жыл бұрын
IZAHAY TSY MILA, TSY MILA , TSY MILA ANDRY DOMELINA APONDRA INTSONY IZAY NAMADIKA NY FIRENENA!
@GasyTezitra
Жыл бұрын
MIALA TSINY FA IZAHAY DIA MATOKY TANTERAKA NY FILOHA RAVALOMANANA FA EFA MARO NY ASA VITANY RAHA HIRESAKA FOTSINY NY FAMBOLENA SY NY FIHOMPIANA ARY INDRINDRA NY FANABEAZANA; MARO IREO MPIANATRA TAFITA NALEFANY ANY IVELANY NANDRANTO FAHAIZANA AMBONY, NY TANTSAHA NOMENA FIHOFANANA ARY NANDROSO TOKOA NY AGRICULTURE! KA IZAHAY TSY AZON’IZAY BE VAVA FOTSINY! IZAHAY TSY MIALA AMINY FILOHA RAVALOMANANA SATRIA AMPY ANAY IRENY HOE TANORA TSY MANANA EXPÉRIENCE NO AOKA HITONDRA! AMOAKA INONA INDRAY IZANY???
@bannerbruce5618
Жыл бұрын
Ka maninona moa raha ny Antoko velona reetta eto Mscar no misahana ny fifidianana, dia tsy mila ceni intsony isika
Пікірлер: 7