Tena tsara. Le tantara tena we mampisaina anatra hoany le lehilahy tsivanona mievitra any ilay vehivavy dondrona sy kentrona ary tsarovy fa ts ilay voalazan ilay lehilahy no marina fa ilay sipa be fitiavana lotra anatra hoany le bandy mievitena ho Tena inn fa misy farany ny zvtr rhtr mankasitraka nizara😢😢
@andriaraharijaona6801
24 күн бұрын
Isika vehivavy mba mahaiza tsy tiana !!!!!
@user-xx7qc4wh7s
Ай бұрын
Merci Rakoto nizara ho anay Mba tsy manjary koa lay Ditra ka
Latsaka atraminy ranomasoko😢 mampalahelo loatra fa mifono anatra ngeza
@fararicah
Ай бұрын
Fa tantara tena misy zao a , mampalaelo rehefa tia ❤️❤️
@nessyrawns8405
Ай бұрын
Mampalaelo be le tantara, nisqotra nizara fq tsara be. Saingy de tsy nahita zay tena fitiavana nikemeqan ny aina Ilo zày tena be fitiavana
@anjaranaivo492
Ай бұрын
Mankasitraka tompoko amin fizarana ,fa sady tezitra no malahelo , tomany teo ampihainona maha jambena ny fitiavana saingy mis vidiny dol ny zv drehetra misaotra tompoko ❤🥲
@rafarantsa5072
Ай бұрын
Ny sipa gasy @ tantara tsy mahalala tsy tina mints. Tsy mhay manamboatra saina fa de tsy maints maty na mamono tena fona, tena oe maka aretim,-po, tsy mahay mijery ny hoavy, mattim-bono Tsisy maazo misaraka mints ny couple @ tantara , De aiza le oe mifam-pizaha toetra Ampirafesina de tsy miala mints hihi Mitovy fona le tantara tina ho mampalahelo fotns, de lasa mampiomehy ndray
@southji2822
Ай бұрын
Zah avy no tezitezi-poana @ vehivavy maharitra zavatra otrany zany ,zavatra efa mihatra aman aina mbola iaretagna ihany
@rovasoa
Ай бұрын
Misaotra nizars oo😍🇲🇬🙋♀️
@andriamihajahanitra8723
Ай бұрын
Lasa halako h@ Christophe Rabemanana noho le rôle any 😂. Misaotra nizara o. Tsara le tantara
@mariesoandriana3130
Ай бұрын
😢😢😢Tena mampalahel tantara ty,Mankasitrak nizara
@GarciaMarieGarcia-uh6cr
Ай бұрын
Hitako maditra be le ditra ny anarany aza efa grave be misaotra ny nizara ôo
@nanierazafimbelo5426
Ай бұрын
Tsar ilay tantara f ny contenu no mampalaelo loatr😢😢😢
@ramarosonmbolatiana4926
Ай бұрын
Misaotra nizara mr rakoto ❤
@AngelitaEdvige-ns3lf
Ай бұрын
Mankasitrak tompoko merci nizara
@user-nh7ts9zb4y
Ай бұрын
Ty tantaraa be mpankafy be tao groupe tantara tena tsara sy mampalahelo be
@user-zp4ku1dr6h
Ай бұрын
Nitady ino hoe krokety alika 😂 Misaotra nizara fa tena tsara ❤❤❤
@hantarajoelisolo3148
Ай бұрын
MBA henjana koa zany anarana Ditra zany ka . Raha za no vhv vao naheno hoe Ditra ny anaran ilay bandy tena aleoko miala hilany tsy mitodika @ zany ny foko .
@gshvs8057
Ай бұрын
Misaotra indrindra tompoko❤😊
@germaineattieh7721
Ай бұрын
Mankasitraka e ❤
@user-jk2lf2bs8h
Ай бұрын
Misaotra tompoko ❤
@Ony-sf1ph
Ай бұрын
😢
@mamanymayrah9301
Ай бұрын
Sady mahasosotra no mampalahelo
@lilydaubec6298
Ай бұрын
Misaotra o
@vivianeraminosoa2159
Ай бұрын
Misaotra nizara!!
@sidoniesidonie9722
Ай бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o 💔💔
@ndrianjaramanamilanto
Ай бұрын
Misaotra nizara
@chantalhibon6719
Ай бұрын
Bandy vé hataoko hakarary FO .ho faty à n'y ampasana ?😮odoye hifoka bozaka aho hamalifaliko NY foko😊ary tsy za raravaviny mitsy nom hiposy fauteuil roulante nazy hatosiko hivarina à n'y ankady ho lasoko razana aza hataoko 😊
@user-io7qu3me8u
Ай бұрын
Raha otr 'izany ny miti olona tena aleoko mijanona célibat❤
@user-ps5zk8gn8p
Ай бұрын
Mitov atsik ro
@rabarimalalarabari56
Ай бұрын
Hâte d’écouter la suite 👌
@user-bz9rz2uq9z
Ай бұрын
Misaotra betsaka nizara
@sharashara7179
Ай бұрын
Misaotra nizara tompoko
@MARYMARY-si1yr
Ай бұрын
Merci beaucoup nizara ❤
@marietteeliaswaaae8855
Ай бұрын
Refa nahiliky olo ve vao mahatadidy olona tena nitia anao 👎👎👎
Пікірлер: 38