Merci anareo e. Mitony ny alahelo. Mahay milalao be. Surtout Got. 👍
@antoinetterazafitseheno3674
2 жыл бұрын
Tena misaotra Mr Gerald, tena voan'ny pile bemanaiky ny Malagasy @ zao an
@hanitrasehwi8262
2 жыл бұрын
Ratsy zany fotodra-trosa zany ry Goth', le rano tsara sotroin'ny bitro fa tsy ranom-potaka de Ok ^^ - Mety ho tsara zany film zany ry Sakaiza anh - izay mety indrindra no anaovana ry Gasikara ah' kkkkkkkk Manaovana fety sambatra oh :)
@vivianerakoto8093
2 жыл бұрын
Mahafinaritra!!! Hafa kely indray!
@marialeonore2010
2 жыл бұрын
Inona koa ity ministra tsy mahay tena gasy ity, mila miteny gasy izahay ,maro ny malagasy tsy mahay miteny gasy,mirediredy ,ny vahoaka mijaly e,tsy mila boky fa asa,ny malagasy noana fa aza amboarina,ianareo voky ,matahotra ny ho very seza aby reto angamba ka mirediredy aby, mahasosotra ,aleo afody ny fona fa mampisy fahotana
@ravinala958
2 жыл бұрын
kkkk tsisy raha azony 😁
@joliorakotovao2745
2 жыл бұрын
Le madama mana2 ny boky ,tsy miteny mitsy . Reto lehilahy reto foana no heno
@abelharimangafiantso5287
2 жыл бұрын
je connais bien le concepteur de cette parodie, hihi
@dominiqueramiarisoa9630
2 жыл бұрын
mba tiako ery i Gerald io é! ridicule mais JUSTE, i Golieth koa tiako be é! d'un ridicule mais Franc be!!!! j'aime l"écouter!!!!!
@rajoharisoavolanirina9313
2 жыл бұрын
Hahaha tapaka ny tsinaiko ry Gothi ah, hahaha
@mariedinhvan5051
2 жыл бұрын
Aleo sakafo toy Izay hazo sy guirlande
@mariedinhvan5051
2 жыл бұрын
Hatsikana kosa kay
@randriamampianinamamisoa355
Жыл бұрын
TSY ry NAINA... 🤣🤣😃🤣😃 Adala le zalah Got ty...😃😃🤣
@kalasyname800
Жыл бұрын
😀😀😀😀😀😀😀😀
@randriamampianinamamisoa355
Жыл бұрын
Merci eee...🤣🤣
@harsoa2326
2 жыл бұрын
Krizimafy mafinaritra ity.😂🤣😭. Sôhtéééh
@razanamadycinquieme5926
Жыл бұрын
Pouffff....
@nalyfranklin2410
2 жыл бұрын
Milay kosa ry goth lay sarisary hoetin nareo... lay TSAIryNAINA... Hahaha... ai , ve zay no tena hevin lay vavon omby io e... kkkkkk
Пікірлер: 23