🚨 Fiadanana e! 🚨
Fotoana mamy sy sarobidy ny Fanatrehan'Andriamanitra .
Araka ny fotoana nifanomezana moa dia indro ary ny horonantsary mandrakitra ny Acoustic session niarahana tamin'i Manoa Williamson - Antso music.
Tsotsotra hatrany anefa dia atolotra am-pitiavana lehibe tsisy fangarony ,
anatin'ny tononkira hatrany ny hafatra koa dia mihainoa finaritra tompoko.
son/post prod: Alfred Mandanirina
leads: Manoa , Sharon
video: Luckas, Elie. H
Mpandresy - Manoa Williamson
Salamo 23 - New Called
Blessing - Elevation Worship
Негізгі бет El Sharon x Manoa Williamson’s Acoustic session
Пікірлер: 8