Je m'adresse à tous ceux qui regardent cette émission de ne pas juger. Méditez bien avant de critiquer. Il s'exprime mal mais il dit la vérité.
@soloniaianatantelyjeanfide6362
9 жыл бұрын
Adama Gadaisakara
@ravenr4537
9 жыл бұрын
Adama Gadaisakara je ne suis pas d'accord avec vous, je trouve qu'il s'exprime très très bien.
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
ah okok, si vous dites ça veut dire que vous avez compris ce qu'il a dit ? (bon alors je m'excuse) j'aime bien maître avoko puisqu'il aime Madagascar
@ravmbodysalaka4714
9 жыл бұрын
Adama Gadaisakara voilà aumoins une raison, reste plus qu'à concretiser sinon sa ne sert a rien
@ravmbodysalaka4714
9 жыл бұрын
Ravmbody Salaka moi meme je frequente des disciples de Me Piera be , et j'ai droit à nombre de "dire" mais un septique le reste toujours, donc j'enregistre les choses et je fais l'analyse
@randrirandria5312
9 жыл бұрын
mitovy hevitra @ Avoko ny tenako :) milay be misaotra tanteraka.ny tvplus @ fandaharana sy ny vaovao ampitainy aminay aty ampita aty , Saingy vao maika tsara raha teknisianina manana traikefa na koa tsy misy blem @ fandrenesana no ampiasainareo satria tena mandreraka be ny différence ny volume sonore @ reportage na vaovao na ny emission izay elefanareo, otrany hoe amateur no eo @ console de mixage , misaotra tompoko
@ravenr4537
9 жыл бұрын
randri randriaa, mitovy hevitra aminao ny tenako
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Misaotra Betsaka ry Maître Avoko fa efa hifoha ny gasy. Aza mataotra fa tsy Mintsy manakarena ny gasy !!!!!! Très bientôt !!!!!!!
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Je m'adresse à tous ceux qui regardent cette émission. Ecoutez bien ce qu'il dit Et Surtout réfléchissez bien avant de critiquer!!!!!!!!!!!
@harifetrazoandrianina8010
9 жыл бұрын
Mahalina , mirona makany @ développement personnel . Ilaina mihitsy ny fomba fijery tahaka izao .
@ravmbodysalaka4714
9 жыл бұрын
Harifetra Zo Andrianina kabbale
@nostalgieruisselle
9 жыл бұрын
Misy fahamarinany bdb lay zavatra teneniny..... hafa mihitsy !!!! Bdb ny zavatra tsy azo lavina.
@soloniaianatantelyjeanfide6362
9 жыл бұрын
inona kay le groupe fahalalana faratampony fa tena tsy hitako mihintsy ato anaty face book
@andriambatoredox1273
9 жыл бұрын
efa andro farany zao Jesosy ihany no lalana sy fahamarinana. Baiboly ihany no ataontsika reference , rehefa tsy biblique de ialao. God bless
@hobynirina7382
9 жыл бұрын
Andriambato Redox marina tsy azo lavina mihitsy izany,JESOSY IRERY HIANY NO LALANA SY FAHAMARINANA ARY FIHAINANA
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Marina zany ry Hoby Nirina !!!!!!!!! j'ai une question à vous poser: Est-il préférable d'être chrétien ou d'être le disciple de Jésus?
@ravenr4537
9 жыл бұрын
Mihombo-kevitra aminy aho saingy ny ahy "renaissance" fa tsy "réincarnation", tsy mitovy ireo roa ireo eo @ ilay resaka fanahy mifindra @ nofo vaovao(zaza vao teraka).
@ravenr4537
9 жыл бұрын
Hay mba misy malagasy mahay momban'ny Spiritualité ihany fa tsy foi aveugle oh ny monothéistes
@garigary1
9 жыл бұрын
Ry Malagasy fantaro izay hinoanao. Ilay Andriamanitra ao amin'i Jesosy Kristy dia milaza mazava tsara araka ny teniny fa noho ny fahasoavany no nanamarinany anao raha manaiky ianao fa Jesosy Kristy maty noho ny fahotanao. Tsy misy fomba hafa ahazoana famonjena afa-tsy amin'ny alalany.Famonjena ny fanahinao izany, ka efa hiainanao sahady izany amin'izao fotoana fandalovana eto amin'ity tany feno fahoriana ity. Ny fiadanana maharitra tsy misy afa-tsy ao aminy raha manaiky Azy ianao. Manana (ayez) fotoana handinihana ny Soratra Masina ary ataovy fiainana ny vavaka. Rehefa izany dia mifankazatra aminy ianao ka dia hiadana ary ho tonga aminao ny soa. Hanana fiadanam-po ianao izay fiadanana maharitra tsy voavidim-bola. Amin'ny fotoana hanekenao an'i Jesosy Kristy ho mpamonjy dia ahazo hery ianao ho tonga zanak'Andriamanitra. Ny zanak'Andriamanitra dia manana ny fanahin'Andriamanitra. Rehefa mandeha arak'izany Fanahy izany ianao dia hitombo amin'ny fahamarinana sy fahamasinana ka ho resinao ny ratsy rehetra. Ahay hanavaka ny tsara sy ny ratsy ianao ka ho fantatrao izay hinoanao. Tsy ho voarebirebin'ny fampianarana etsy sy eroa ianao. Ny tenin'ny Soratra Masina dia milaza mazava fa hitsangana ireo izay milaza azy fa izy no izy. Koa mitandrema fa tsy kely lalana ny ratsy. Tadidio fa ny fon'ny olona no maha-ratsy ny olona, manana tombony ianao raha toa ka efa nokasihan'Andriamanitra ny fonao. Mifikira mafy mba hitombo hanatratra ny fahafenon'ny fanahy, ary meteza ho iraky Kristy mandrakariva mba ahatonga ny hafa ho ao ambalany ihany koa. Ny fiadanan'ny Tompo anie hitoetra ao amin'izay mandray izany.
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Adama Gadaisakara Marina zany.
@ravenr4537
9 жыл бұрын
Midera an'i Sifu Avoko fa tena vitsy ny gasy manana fahalalana momban'ny "Spiritualité" fa bornés @ fivavahana nentin'ny mpanjanaka nentina namonona ol b d b, aza adino fa ny fivavahana monothéistes no tena namono ol b d b indrindra teto antany mbola mihoatra noho ny ady lehibe 2 mitambatra.
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Marina zany ry Kato Raven !!!!! C'est pourquoi nous devons "inventer une nouvelle religion chrétienne" basé sur notre propre foi car Dieu nous a aussi donné un cerveau pour réfléchir et pour discerner le bien et le mal. Nous savons tous que les protestants et les catholiques ont fait beaucoup de victimes. Ainsi, ces deux religions n'ont pas respecté la volonté de Dieu et de Jésus. Cependant, cela ne veut pas dire que: tous les catholiques et les protestants sont détestés par Dieu. C'est pour ça Maitre Avoko a dit : "Dieu n'est pas un religion" ( je ne sais pas si tu as compris ceux que je veux dire Raven Kato)
@jeanrenaud7229
8 жыл бұрын
Ny vavaka tsy misy fianarana dia lasa fanatisma matetika. Ny fivavahana rehetra dia samy manana ny baibolony, samy manana ny finoany, koa tsy ny anao ihany no marina fa samy manana ny fahamarinany, tsy Jesosy ihany no olomasina na zanak'Andriamanitra fa efa maro no toa azy, ary ianao io dia mety ho tonga ohatran'azy raha mikaroka fa tsy manao kopikole izay lazain'ny olona ao amin'ny baiboly fotsiny. Sokafy ny saina, tsy ny christianisme ihany no mampisondrotra ny fanahy ho olombanona, ho olona sambatra. Toa ny mifanohitra amin'izany aza no ita, raha jerena ny firenena malagasy ankehitriny, efa firy taona nivavaka dia izao ny vokany, mba jereo ihany fa sao dia fanjanahana ny saina sy fanahy no nentin'ny vazaha.
@martialtovonirina4913
9 жыл бұрын
Aza dia variana @ akanga tsara soratra ka lasa manary ny akoho efa tamana ao an-trano
@nirybussy2272
9 жыл бұрын
tsy natao hitsara isika fa mila mandinika ary" sombitsombiny ny fahalalanatsika ary sombitsombiny ny faminaniantsika " hoy ny tenin'i paoly ao @1 korintiana 13 :9
@jhayasylvain7922
3 жыл бұрын
mankasitraka
@jeanrenaud7229
8 жыл бұрын
Maro dia maro ny porofon'ny fisian'ny réincarnation, mila mikaroka fotsiny, izany hoe manokatra ny saina fa tsy faly amin'izay atolotra fotsiny. Olona antapitrisany maro no mino ny reincarnation eran-tany, misy porofo maro fa ny gasy no efa notsetsenana.
@jeanrenaud7229
8 жыл бұрын
Reraka Andriamanitra: sary hilazana fa tia hahafantatra zavatra hafa Andriamanitra, fa Andriamanitra tsy reraka, tsy tezitra, tsy faly, fa AINA.
@vivianeratovoson201
8 жыл бұрын
OH .MY .GOD!!!! il dit n'importe quoi un peu Mr Avoko , ka asa na ho takatrany Malagasy zay tianao lazaina satria dia mifangara be ohatrany vary @anana!!! de toute façon tsy manana internet daolo ny malagasy 10% angamba no manana donc le petit peuple , ne comprendra jamais et tant mieux d'ailleurs!!!
@malagasy607
9 жыл бұрын
Inona ny hidiran'ny fahalalana fara-tampony amin'ny fahantrana mihajady amin'ny vahoaka malagasy? Question de confiance en soi fotsiny no ataony kabary lava be eo. Tsisy ifanomezan-tsiny fa samy miketrika izay azaona sosy haha
@jzohina
9 жыл бұрын
Film efa nandeha e! famitaham-bahoaka! Miainga @ hevitra marina izy, mody milaza fa misy Andriamanitra, mba hisintonany anao Mpino, dia taritiny mankany @ hevitra diso, ka maro no ho voafitaka ankoatra azy efa voafitaka rahateo! Andriamanitra dia Ray, Zanaka, Fanahy Masina. Trinité Masina, Le Père le Fils et le Saint Esprit, fa tsy hoe Dieu Mère.... sarotra be aloha leizy e! tsy mila tompoina Atra? tsy mila deraina? efa namaky baiboly ve izany olona izany? sa ... hay moa hoe tsy A/tra ny baiboly tokoa dia manome fahefana azy izany tsy hamaky ny baiboly. Fa angaha ny Kristiana tsy mahalala an'izany na ny Silamo, ka midika ve izany hoe tsinotsiniavo io Tenin'Atra io? A/tra angamba tsy nanamboatra ny afobe? tsy misy hono ny devoly? mbola tsy namaky ny Apokalipsy angamba izany olona izany, tsy namaky nytestamenta koa. Tsy nametraka lalàna hono Atra. Tonga hono i Mosesy nanao ny didy folo?! Izany hoe miseho ho mahay kokoa noho ianao izy mikasika ny finoanao nefa izy aza tsy niaina sy nandalina izany akory. Satria ve rehefa manankarena no midika fa hoe havan'A/tra? ary rehefa mahantra dia hoe tsy niaraka t@A/tra? fampianarana diso izany na ho an'ireo secte hafa aza izay toa mampanantena harena! Fa angah adinonareo fa teraka tany an-tranon'omby anie izany Mpamonjy izany? f'angah adino sahady fa novonoina tao anatin'ny fahafahambaraka anie izany A/tra izany? ary ireo Maritiry rehetra dia niaina an'izany daholo, tsy ireny maritiry sy olomasina ireny ve no azo everina fa hoe nanakaiky an'A/tra indrindra? koa nahoana no maty maritiry izy ireny? tsarovy ny tantaran'i Jôba, sns sns...Tsy Finoana Kristiana aloha izany tantarainy izany ary tsy finona an'A/tra dia ilay A/tra Ray Zanaka Fanhy Masina... toa lasa Boudhiste? Be dia be ny zavatra lazainy no mitombina, (Théorie de l'attraction?) saingy tsy tokony hifanohitra @Atra mihitsy izany rehetra izany. Soavalio foana Andriamanitra eee! mahay 'nareo ee! ampitovizo @ andriamanitra kely be dia be ilay Andriamanitr'i Abrahama eee, ampitahao @ sampy ny Andriamanitsika ee! ataovy ho toy ny mpanjaka kelinao na ny filanao ilay Mpanjakan'ny Mpanjaka Avo indrindra ee! Na izy tenany aza efa voafitaka! Loi du sans loi? "efa voasoratra fa izay mamono @ sabatra dia hovonina @ sabatra, fa izaho kosa..."? i Jesoa aza efa nanitsy izany fomba fijery izany, saingy foananao Jesoa Kristy, vonoinareo Ilay Mpandova dia hihevitra ianao handova ny tany? itsahanareo ilaay baiboly dia aleonao mandala ny @ lalàn'olombelona sy ny be saina. Migoka ny zava-boaharin'Atra ianao saingy tsy Izy no isaoranao sy omenao voninahitra fa ny tenanao sy ny fahaizanao (Izy rahateo moa izany tsy mila Deraina sy Omena Voninahtra kou) mba efa novakianao moa ny fahatezeran'A/tra @ toetra ohatra izany? ka satria famindram-po A/tra ka atao tahaka izany? dia ny tenanao zany no omeo voninahitra?... fitaky Satàna izany rehetra izany eee! Ny mampalahelo fotsiny dia izao! ary tena mampalahelo an! raha toa ka efa eo alohan'ny vavahadin'ny afobe ianao vao hoe ho tonga saina?! tara loatra nefa izy @zay ry be saina!
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
jzohina Bonjour à toi Jzohina, je trouve que vous exagérez. Vous ne comprenez pas ce qu'il dit. Ne jugez pas les gens d'après ce que vous pensez savoir d'eux. Il dit la stricte vérité.De quel droit peux-tu juger les gens ainsi ? qui es-tu ?
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Je vous le dis simplement, un jour viendra où vous comprendrez ce qu'il a dit;
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Votre réponse montre à quel point les malgaches sont ignorants. Maître Avoko a fait beaucoup d'effort pour sauver notre pays comment pouvez-vous l'insulter.
@jzohina
9 жыл бұрын
Bien sur que vous pouvez vous aidez entre vous, vous pouvez adopter la théorie de l'attraction, ce n'est pas la première fois que quelqu'un ou quelconque groupe prétend aider leur prochain mais en ecartant Dieu dans le premier lieu, vous entrez dans le principe de la confrerie de la franc maçon et de l'antichrist... tout le monde tombe dans le piège bien que l'incitateur lui même, c'est la raison pour laquelle nous tirons la sonnette.
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Vous ne comprenez rien. Avant de critiquer, vous devriez peut-être vous renseigner. La franc-maçon est tout d'abord la religion catholique. Libre à vous de me croire ou pas.
@rasolofomihajanirainyhobin4562
8 жыл бұрын
mila miverina amin ny fototra ny malagasy RANDRIANIRINA JOCELYN JOSELITO
@minoralay7418
9 жыл бұрын
Misy marina ny voalazan'i Avoko ary mitombina amin'ny fomba fisainana tsy miangatra. Saingy mila fanadihadiana sy fandinihana lalina. Satria ny fomba fiasa toy izao no tena henjana ataon'ireo "TSY MPINO" sy "MANAO PACTE AMIN'NY DEMONY"! Tsy miteny anao mivantana izy hoe ratsy ny mivavaka, milaza izy hoe misy Andriamanitra, saingy hita ao anatin'ny heviny ny firehareham-poana sy ny faniriana hitovy amin'Andriamanitra izay aoka tsy hohadinointsika fa fandrika efa nahazo an'i Adama sy Eva. Noho izany, ny ohatra omeny sy ny teny lazainy dia mandresy lahatra: toy ny hoe tokony hiezaka isika mba hahazo izay ilaina, tokony hifaly sy hampifaly tena sns! Fa averiko sy lazaiko kosa anefa: fa TSY MISY NY INCARNATION! fitaka bevava izany satria na i Jesoa aza tamin'ny fotoan'androny mba noheverin'ny sasany fa hoe i Elia na mpaminany efa ela nitsangana saingy diso izany hevitra izany. TSY MARINA KOA NY FANAMBARAN'i Avoko fa TSY MISY NY AFOBE! Fandrika be izany mba hampahazo aina anao hanao ny tsy fanaonao sy ny tsy hitandremanao firy ny fiainanao, nefa ho tonga any ianao raha tsy mitandrina! Sahiko ny milaza ety am-pamaranana, fa herin'ny maizina no entiny mandresy lahatra! Ary be ny ho voafitaka raha tsy matotra ny finoany.
@anicetrakotozafy7090
9 жыл бұрын
Mino RALAY Raha tia anao ve andriamanitra ry +Mino RALAY de anao fandrika anao? Tsy contradictoire be ve zany? Azafady raha directe be za.. Fa amiko de be dia be ny fahamarinany zavatra teneniny.. Fa za tsy miteny hoe tsy azoko ny fomba fisainao.. azoko tsara mihintsy ianao, fa: il faut ouvrir l`esprit un peu. Ne soyez pas si conservateur. Avec la pensée conservatrice rien ne va changer à Madagascar. Et ça serait triste. Azafady amy le teny vary aminanana ;)
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Mino Ralay, la réincarnation existe vraiment. La bible n'a peut-être pas précise mais la réincarnation existe. Jésus est même l'incarnation de Dieu sur terre.
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Adama Gadaisakara Si vous voulez comprendre ce qu'il dit réfléchissez avec votre cerveau mais pas avec votre coeur.
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Adama Gadaisakara Utilisez votre foi et vous verrez qu'il a raison.
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Mino Ralay, L'enfer existe mais c'est qui toi qui n'a pas compris ce qu'il a dit. Réfléchie bien. il a dit aussi que Dieu n'a besoin d'esclaves. C'est bien de prier Dieu, bien au contraire il faut prier Dieu tous les jours de notre vie mais si vous ne faites que de prier 24h/24 vous ne pouvez plus appliquer sa parole. Le Diable existe vraiment. Cependant, il ne faut pas dire que c'est à cause du Diable à chaque fois que nous avons des problèmes. Sinon, nous n'évoluerons JAMAIS. Nous devons essayer de comprendre avec notre foi pourquoi Dieu nous a donné ces problèmes.
@chebiblah675
9 жыл бұрын
betsaka loatra ny milaza izay tiany lazaina @ zao fotoana izao, ny fahantrana efa mandreraka ny Malagasy ka hany raha misy olona anakiray mampiseho théorie anakiray mamelombelona ny fanantenany sy ny fanahiny dia indro fa roboko indray isika!!! izay daholo ny teknika ampiasain'ireo olona maro milaza @ zao fotoana zao, ka anjaranao no misaina sy mamakafaka. tokana ihany ny marina dia Andriamanitra irery ihany ary Andriamanitra dia fitivana ary Andriamanitra dia mahery indrindra.
@iantra123
9 жыл бұрын
Fenitra Rasoloharimanana > @izao anie samy mitady solution daholo e, dia samy milaza ny solution-ny daholo. Fa Tsy maintsy hipotra eo ihany ny marina @farany, dia izay tena avy @Andriamanitra. Fa le lazainy aloha toa ohatra ny hafahafa an. D'efa koprandra zany ze mahay mandinika e.
@nirybussy2272
9 жыл бұрын
Fenitra Rasoloharimanana amiko dia mila ampiasaina ny Fanahin'Andriamanitra ao anatinao fa ny olana dia ny olon'ny fiangonana manao risoriso efa niaran'izany aho ka mahasahy milaza
Comment peux-tu dire que cet homme est un imposteur ? Savez-vous que l'enseignement de Jésus ressemble étrangement aux doctrines des tibétains ? A votre avis, qui est le plus difficile l'enseignement du Diable ou l'enseignement de Dieu ? Pour savoir si cet homme est un imposteur, il faut comprendre son objectif et non sa personnalité.
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Adama GadaisakaraRéfléchissez bien. Si votre foi est faible, vous ne pouvez pas faire la différence entre le bien et le mal. Je vous le dis en vérité, l'enseignement du diable est plus facile à croire que celui de dIeu.
@slouxrasolohery4595
9 жыл бұрын
otrna tena 102 membres aza izy ao am zao a : facebook.com/groups/590900497714032/members/
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Je vous le dis en vérité, la religion chrétienne n'a pas été créée par le Christ. La religion chrétienne a été créée par les Hommes. La religion chrétienne ne respecte pas la doctrine de Jésus. Libre à vous de me croire ou pas.
@slouxrasolohery4595
9 жыл бұрын
fa tsy 8000 araka ny henoko teo lol
@ravmbodysalaka4714
9 жыл бұрын
Tsy aleo ve tonga de manao ôtrany kti kta kdou ??? leri ary mba mitsotra oe kabbaliste.
@enollahrica2217
9 жыл бұрын
Mandray @ fo daol n ankamaroan'ny olona manao com! Matetika ko rf ts mitovy hvtr na ts mino ze inoanaw ny ol d we diso,mamita-bahoaka,satanika....d hoy za we dinio ny tenenaw d aza mitsara ivelany,aza mino ko refa ts t hino f safidy io
@slouxrasolohery4595
9 жыл бұрын
tsy diso mijery film lotra ve tsika zany ra maître .... :p hhhhhhhahahahaha
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
SlouX Rasolohery Que celui qui n'a pas de solution pour sauver Madagascar se taise. Merci
@slouxrasolohery4595
9 жыл бұрын
on ne va pas sauver ce pays avec des parodies et des imaginations fictives ....
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
SlouX Rasolohery okok alors dites -moi comment sauver ce pays. Juste une question ? Croyez- vous en Dieu oui ou non ? Je Sais que les malgaches sont des ignorants mais pas à ce point. Cet homme essaye de nous aider mais vous ne comprenez pas alors il est préférable de se taire !!!!!!!
@slouxrasolohery4595
9 жыл бұрын
Adama Gadaisakara mba fanehoankevitra otran rehetra iany iny r'ise a, fa ny tsy azoko oe manin mo no tonga de oe mangina ???? fa refa tsy mitovy fomba fijery na tsy mahazo ze tiny tenenina zan tonga de oe mangina .? ataoko oe azoko ze tiny teneniny fa za kosa lo tsy endoctriné zan mitsy e ... bonne continuation !
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Avoko ne tsy mendoctriné mifanohatra @zany. Je pense que tu as compris ce que je veux dire.
@randrianarisonharinaivo676
9 жыл бұрын
Tsara ilay mamporisika ny olona hampiasa saina sy ho tompon'andraikitra eo @ fiainany, aza adino nefa ilay atao hoe "déterminisme sociologique". Ny ara-panahy ndray d bdb ny zavatra diso: ohatra hoe reraka tao anatin'ny haizina hono Andriamanitra, amiko Andriamanitra dia tsy mety reraka zany; tsy afaka hino ny "ré-incarnation" ihany koa ny tenako satria VOAFETRA HO FIRY ZANY NY ISAN'NY FANAHY eto ambonin'ny tany raha izany? Mitombo isa hatrany nefa ny olombelona miaina eto ambonin'ny tany ka tsy maharaka ny isan'ireo fanahy raha izany: sa misy fanahy iray mitoetra amin'ol bdb miara-miaina eto an-tany? D mba fanahin'iza tamin'ireo olona niaina teo alohany rangà ti no tao @ Jesoa-Kristy? Mamporisika anao mba handalina misimisy kokoa fa manjary mapmé!
@ravmbodysalaka4714
9 жыл бұрын
RANDRIA NARI SON HARINAIVO lalina de laina le fandiniana fa misokatra ny ady hevitra eto ry namana , mafinaritr e , j'adhere
@richalvin
9 жыл бұрын
Aleo hiomehezana fotsiny e !
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
magina rehefa tsy mino.
@hanitrarabeson9871
9 жыл бұрын
Tsife rana tairo aza ny anao mba mihomehy io é mba tianay hiainoana
@richalvin
9 жыл бұрын
Tsy zakan'ny olona mihitsy rehefa mihomehy an ! Satriny ianao hivonto orona miaraka aminy eo. 😄😄😄
@nirybussy2272
8 жыл бұрын
+Tsife rana aza mihomehy aloha e ! fa izy aza nanao fandalinana na diso io na marina fa ianao inona no mba vitanao ?
@richalvin
8 жыл бұрын
+Niry Bussy Izaho tsy maintsy mihomehy.... Tsy sakananao amin'izany aho. Asehoy izay vitanao dia mba asehoko ahy.
@ravmbodysalaka4714
9 жыл бұрын
arbre de vie.............
@swann6
9 жыл бұрын
franc-maçon !!!... NON
@adamagadaisakara5557
9 жыл бұрын
Maître Avoko n'est pas un franc-maçon. Ce sont les dirigeants qui sont des franc-maçons (Andry rajoelina par exemple)
Пікірлер: 120