A/C : LOHANNE RM
FTJ PROD
Parole :
Nalaelo ny fo,nantena fa hoe
Nifampiandry isika hatramin'izay
Diso anefa anie aho
Raha nandray ilay tsikinao
Hoe atolotra ho ahy irery
Nefa ho an'ilay namako akaiky ny foko
No natokan'ilay fitiavanao
Te hitaraina mafy aho satria mitolokoraha nahalala fa tsy za no ilainao
Fitia mahantra e,ka nomenao olonkafa
Ampiononao ny foko hiezaka aho amafa
Andefitra aho na tsy ho zakako izany
Ny antsika roa ne tsy anjara nofy ihany izany
Nefa miangavy aho
Mba miangavy mitalaho
Mamiko izy iny
Aza avela angahiahy
Негізгі бет FABI - Tsy ho ahy (FTJ PROD)
Пікірлер: 23