Fahatongavan'ireo mpianatra vaovao teny amin'ny seranam-pianamanidina Sheremetevo,Mosko ny 25 Oktobra lasa teo. Ankafaliana lehibe no nitsenan'ny mpinatra malagasy eto mosko an'izy ireo. Ankehitriny dia efa any amin'ny oniversiteny tsirairay avy izy ireo, miomana amin'ireo dingana maro izay mbola holalovany eto Rosia. Ny mpianatra izay efa an-toerana dia vonona raha teo ny hanampy azy ireo amin'ny lafiny rehetra, indrindra amin'ny fianarana, tanjona izay banjinona. Koa dia mankahery an'izy ireo ny mpianatra rehetra eto Rosia, mbola lavitra ny lalana hodiavina.
#Moscou #Sheremetevo #Russie
#mpianatra_vaovao
Негізгі бет Fahatongavan'ireo mpianatra vaovao teny Mpianatra Malagasy eto Rosia
No video
Пікірлер: 22