Misaotra betsaka zoky fa tena mahafinaritra an, za tena tia mianatra, ao fa ampiariko io fampianaranao io, tsy ho foana tsy akory ny fikelezanareo aina e !!!
@LeLoupDeMadagascar
4 жыл бұрын
Mankasitraka :)
@noellefely6908
4 жыл бұрын
Misaotra amin'ny fampizarana fa zavatra kely fotsiny dia mampiova be Ilay hira Ary lasa mahafinaritra ny mihaino Azy.
Пікірлер: 4