merci bcp...afapo tanteraka aho raha mi partage milay be nareo
@dodaromualdjuvanio2438
2 ай бұрын
@@MalagasyMozika ye 😊😊 ok2 ...
@solofinirinarakotoarivel-cl5mn
2 ай бұрын
Norme lesy farao a👊
@MalagasyMozika
2 ай бұрын
mankasitraka é, afa po be a raha mba mipartage ianao
@Anjarafanomezana
Ай бұрын
wow ❤
@MalagasyMozika
Ай бұрын
Fait tourner svp
@andriannlisana4355
28 күн бұрын
Tsara le vokatry Gasy kamanja hira katsara depuis la Réunion. Je vous suite depuis Just Akama. Merci de me rappeler beauté de langue Malagasy. Même si je suis à l'étranger.
@MalagasyMozika
27 күн бұрын
Ca fait trop plaisir 🤩🤩🤩🤩
@MalagasyMozika
27 күн бұрын
🤩🤩🤩🤩
@user-nf1rz5ry5g
2 ай бұрын
Tsara fa tohizo Farao
@MalagasyMozika
2 ай бұрын
sur sur é, aza adino ny partage
@FabriceANDRIANARISOA
Ай бұрын
mampatsiahy ny any aminai ery zany feokira zany. merciamle vazo e
@MalagasyMozika
Ай бұрын
sur sur e, azarazarao tsara any
@LazaRebaroza
2 ай бұрын
Norme lec👍
@MalagasyMozika
2 ай бұрын
okay be..aparitao
@user-nf1rz5ry5g
Ай бұрын
Tsy mpankafy THT aho fa mankafy FARAO, miavaka foana izy na tany anaty THT aza
@MalagasyMozika
Ай бұрын
Tsy olana zany fa dia tohano milay izy ary zao e...
@henintsoaFenomanana
2 ай бұрын
Norm e👍
@MalagasyMozika
2 ай бұрын
Sur..avt dia aparitao
@tojomahafetra7882
Ай бұрын
Asio musiciens amzay lesy f'efa ok be zany ry Farao a! Sady hafa ihany ilay lalaovin'olombelona ny instru e
@MalagasyMozika
Ай бұрын
Efa tarika farao grand complet amin'izao fa aza manahy...hoavy ny fampisehoana rehefa masaka tsara
@HasinaTahianjanahary
Ай бұрын
Tanaty THT lety n anisan mavoa n rehetra dia avy eo sphynx
@MalagasyMozika
Ай бұрын
mankasitraka indrindra ohhhh
@IsmaelRakoto
2 ай бұрын
Tohizo lese fa mlai ah
@MalagasyMozika
2 ай бұрын
Six eee
@FanomezanaAntonio
2 ай бұрын
Tiko be
@MalagasyMozika
2 ай бұрын
Merci..ary ilay iray?
@NasetraRazafimaroson
2 ай бұрын
😊
@MalagasyMozika
2 ай бұрын
😁😊
@heriniainafamantanantsoa7575
2 ай бұрын
za ve no mahita hoe mitovy be amle the specialiste ilay instru
@MalagasyMozika
2 ай бұрын
inona ilay hira?
@heriniainafamantanantsoa7575
2 ай бұрын
@@MalagasyMozika Mangingina
@MalagasyMozika
2 ай бұрын
@@heriniainafamantanantsoa7575 aleo asina sofina oe zany
Пікірлер: 37