Mahay ny namorona ny tonon'io hira io fa tena lalina be no rakofany, ary tena marina be. Ny fahatokisana an' Ilay Tompo Nahary sy Andriamanitsika ihany no tena valaolana.
@randriamamisoaheriniaina5790
8 жыл бұрын
❤❤❤
@nathmanary6393
4 жыл бұрын
Aoka aho hatoky anao ry Raiko oh , tsy ho takatry ny saiko zay rehetra lahatra😢💔
@diarymanitra8054
8 жыл бұрын
Tsy ho takatry ny saiko izay rehetra sitrakao, fa ny angatahako ry Raiko aoka aho hatoky anao
@annaiszamor930
8 жыл бұрын
tsy ho takatry ny saiko zay rehetra lahatrao😢😢😢😭😭😭😭
@anjasoanotiavina3564
7 жыл бұрын
Tsy ho takatry ny saiko toko Tompo o izay rehetra lahatrao.
@miora92
Жыл бұрын
Tsy ho takatry ny saiko . Tompo o . Aoka aho hatoky anao
@naomie896
5 жыл бұрын
Tsy ho takatry ny saiko ry Raiko izay rehetra lahatrao fa ny angatahako dia aoka aho hahatoky anao
@LollyRavel
10 жыл бұрын
@andreedestigny2571
5 жыл бұрын
AMEN, izany, tokoa ry TOMPO MALALA Ô noVetsompo nay mpanompo kely nao AMEN
Пікірлер: 12