Romana 2: 5 Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana ho anao amin'ny andro fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra.
Jakoba 1: 15 ary ny filana, rehefa torontoronina dia miteraka ota, ary ny ota, rehefa tanteraka, dia miteraka fahafatesana.
Негізгі бет Fihirana Ffpm 356 Ry mpanota mihevera
Пікірлер