Za koa tapak'hevitra hanaraka ANAO JESOSY mandritra ny andro hiaignako . Aleloia fa tsara ny TOMPO 🙏 Mankasitraka anareo MPIDERA ♥️
@aybeksansee6456
2 жыл бұрын
From somali I love Madagascar
@josephrafalimanana6766
Жыл бұрын
tsy midika akory hoe decide enao dia hanary ny ambany masoandro!! TSIA, ny zava-boahary noharian'Andriamanitra dia natao hiainana avokoa, toy ny volana ny kintana ny masoandro ny tany ny rano ny vohitra sns dia miara-miasa avokoa hhasoa antsika zanak'olombelona
@mendrikaabel4222
2 жыл бұрын
Ok frère tsara midera ny Tompo
@Msd_s913
Жыл бұрын
Za décidé hidera sy hanompo hatraminy farany Jéhovah o,tiako bé hira ...Tsara Midera 🙏🥰
@rovaandriantsiferana6222
Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🙏🙏🙏🙏
@josephrafalimanana6766
Жыл бұрын
ZANY A!!! DECIDE FA IZAO TONTOLO IZAO KOA TSY AZO ARIANA SATRIA ISIKA MBOLA TSY AFA-MIALA FA MIAINA AMBONIN'TANY TOY E!! MIARA-MIASA NY ZAVA-DREHETRA TOY
Пікірлер: 8