Mankasitrak Gasy Rakoto f ten mafinaritr b 💖💖💖💖👌👌👌
@sylvierazafindranoro2553
3 жыл бұрын
Mankasitraka be, I Onimihajanirina lo tena nahay ny rôle-ny mihintsy e. Misaotra ny pilalao rehetra, mahay be daholo nareo ❤❤❤ ary ny fizarana ny finoana am'Andriamanitra ❤❤
@mamymamy3413
3 жыл бұрын
Misaotra betsaka anao gasy rakoto fa tsara be lay tantara
😂😂😂😂😂😂😂😂 Aiza nareo eeeeee Ry be korotana, be manaiky, ody fitiana 😂😂😂😂😂😂😂😂😂 Vadiko, vadiko, vadiko a, aiza le madama be, aiza ny herin odinao a 😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂 Tena afaka andro aho sady afaka fahanginana f dia tena mankasitraka e, mirary soa atrany
Пікірлер: 63