Misaotra Hasina 🥰 miandry ny manaraka indray.tsy maika be akory fa haiko fa sady sahirana be nju 🥰 Mankasitraka t@ asa soratra ❤
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
👍
@solofonirainyfetra9755
3 жыл бұрын
Nenao ndray no tiako enona Norovololona a🥰🥰
@norovololonamichellebeatri9047
3 жыл бұрын
Ay ay ay Tena henjana be fa le 1 ato nga mety vita amle vizaka lava ty 😂
@kallakelly
10 ай бұрын
Tena mba tsy tiako amin'ny tantara gasy dia matetika tsy mba fiafarana tsara (happy end) fa dia mampalahelo be foana. Sady ny mpanao ratsy tsy mba mahazo ny valin'ny nataony daholo fa afa-maina. Tsy izay ihany fa mampiseho haratsiana toetra faran'izay loza amin'atambo ny tantara gasy matetika ary mampiasa teny mafy sy mampihoron-koditra ary mampanampin-tsofina mihitsy. Rehefa avy eo nefa dia tsisy hoe nanenina ireo olona nahavita izany fihetsika sy teny mampivarahontsana izany fa dia lasa fotsiny. Azony ny vola be, azony izay nilainy. Ohatra ireo vehivavy roa tsy valahara ato amin'ny tantara 😂.
@roz1046
3 жыл бұрын
Tokony vo azony tam voloany tng de nitsoka, zay ts napety anle tantara satria le zanany efa tia anazy, merci quand même
@user-qz8ep8iw7n
5 ай бұрын
😢😢😢nsooo mampalaelo kosa misedra eh😢😢
@volahasinaelizah6650
3 жыл бұрын
Eh,Indrisy😭 Averiko fa mb ho tafita le Kala kely nefa indrisy!!!! Miangatra le fiainana 💔 Mankasitraka ny mpanoratra sn nandray anjara nilalao👍
@herizorandriamanalina4110
3 жыл бұрын
mb niavaka t@ tantara ef maazatra fon ty ray ty! mb ts le mivy fiafarana fon oe lasa tafita
@ratiarijaonamoelisoamalala7890
3 жыл бұрын
Grave zan raha tena misy😭😭😭😭😭😭😭 mampalahelo lotra
@lucieravololona1865
Жыл бұрын
Tena trangampiainana misy hiain'ny.zanak'olombelona fa tsy tantara fe tantara fotsiny ka 😭😭😭😓😱🥴😢
@henintsoatina9319
3 жыл бұрын
Makasitraka ooh maeno tantara vaovao fona😍
@anjaranaivo492
3 жыл бұрын
Kay kosa e! Tafaotra lotra le izy mafy ka tena mampalaelo ndriii 😭😭😭😭😭, mankasitraka Nizara mahay ny mpilalao ny mpanoratra 🙏🙏🙏indrisy ry fiainana 💔😭
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
Gravy mits ty ray ty knou
@egridavinah345
Жыл бұрын
Misaotra betsaka
@jossiamakua7911
Жыл бұрын
Eee mampalahelo everiko mb ho tafarina 🤭
@SITRAKALALAINARAKOTOALIN-er2fz
Ай бұрын
😢😢😢😢le panao ratsy tss mahazo azy mhtsy
@tahinageorges612
2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra fa tena tsara be 🙏🏽
@user-tk5xk4qe5f
Жыл бұрын
❤❤❤
@andonapoli8249
3 жыл бұрын
Isaorana hatrany ianao Rakoto nizara ❤️❤️
@mariellaferinande7953
3 жыл бұрын
Misotroa betsaka ô 🇲🇬🇲🇬❤❤
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
👍
@user-jd4lw9lo8x
Жыл бұрын
❤❤
@KuwaitKuwait-yi7dl
10 ай бұрын
Mankasitra tompoko o!
@tianjakanouffi1727
Жыл бұрын
tsara ka😍
@user-qz8ep8iw7n
5 ай бұрын
Merci beaucoup nizara ôô
@coulimanantsoa70tana
3 жыл бұрын
Tsara loatra , Misaotra ny mpanoratra
@lilydaubec6298
3 жыл бұрын
Mampalaelo bé ilay tantara. Mankasitraka ny mpizara
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana Lily
@rannieclaudia
3 жыл бұрын
Latsaka mihintsy ny ranomasoko eto ampihainoana ny tantara. Mankasitraka indrindra
@olivierandriamihaja8538
2 ай бұрын
Izaho koa toy tahak'izay 1:07:02 😢😢😢
@mariejeannine6275
2 жыл бұрын
Misaotr betsak nizara oooh
@raharijaonahasina267
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra e ♥️
@gasykamanja6913
3 жыл бұрын
Mapitomany nga le tatara ry rakoto tô latsandranomaso saady zato enao 🤔😂
@michelrandrianarivo6213
3 жыл бұрын
Mankasitra ny mpilalao tena zavamisy zany an
@tinahrakoto2812
3 жыл бұрын
Valifati-mpitiavana no tokony loaten'ny tantara satria ratsy fiafara tsy nahita taranaka ra ny hevitro. Fa ny ngidy- mpitia mety ho telina ihany.
@olivierandriamihaja8538
7 күн бұрын
Tena mangidy izany fiiainana.
@lilylily4278
Жыл бұрын
Tena ontsa tanteraka ny foko 😭😭😭💔💔💔
@nathalierazanatinaknott1209
3 жыл бұрын
Misaotra betsaka Rakoto nizara. Misaotra ho an’ny mpanoratra sy ny mpilalao
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
Mankasitraka
@hanitriniainaestelle75
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 😍😍😍😍😍😍😍
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
Tsy mis fisaorana tompoko
@andriamihajanoellah3265
3 жыл бұрын
Mankasitrak oh,vw ieno😊
@kemberlynatacha304
2 жыл бұрын
Indrisyyyy
@rastafaright
3 жыл бұрын
Misaotra nizara! RIP Sedra.
@lalainamichaelrakotonirina3726
3 жыл бұрын
Fa tsy Nisedra v
@mbolatianalalaharisoaratob1639
Жыл бұрын
😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢
@ntsoavina
3 жыл бұрын
Hafa foana ny mpilalao RDB tena mahay. Tsy dia manavao ilay tantara reny kely kanef ataon'izy ireo milalao tsara dia tena tsara tsy mahamonamonaina mihitsy. Mampalahelo be mihitsy
@avisoasabrina7555
Жыл бұрын
Mb Ratsy saina zan raha olona ka tena ts matahotody miits mampalahelo 😭
@melissaideally861
3 жыл бұрын
Manolotra ny fisaorana anao hatrany Gasy Rakoto@ fizarana ampitiavn vo hanomboka hiaino d misaotra anao mpanortr sy ianareo mpilalao RDB koa tompoko ; ehh ho tantara mamplhl tokoa izy ty k d efa atao akaiky n'y mosara 😭😭😭😭😭😭
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
😂
@fanomezantsoacatherine4096
3 жыл бұрын
Mampalahelo b ilay tantara mankasitraka nareo nizara Gasy Rakoto an 🙏🙏
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
Misaotra anao manaraka hatrany o
@nayanbritanie8195
3 жыл бұрын
Merci beaucoup 🎧🎧🇲🇬
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
Merci RDB
@kotyjenny
3 жыл бұрын
Misaotra nizara e mampalahelo be.
@juannarodlish3954
3 жыл бұрын
Misaotr nizar tantar vao2 @ Gasy Rakoto sy RDB tht @ ty alin ity isak rehetr 😘😘😘🙏🙏🙏🙏❤❤❤❤💞💞💕💕💕💖💖💝💝
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
👍 mba zazazarao @ namana jiaby chaine tsika. Ty e!
@hantarajoelisolo3148
3 жыл бұрын
Azoko antsaina mihitsy zany 😏..aza MBA voany ihany .😜
@volasoarazanadraveloson2046
3 жыл бұрын
Mapalahelo nbe lay tantara
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
😢
@volamarinavolany8846
3 жыл бұрын
Mankasitraka
@eliramiliariniaina2207
4 ай бұрын
Tsy dia mety amiko ity tantara ity .Tantara voretra be
@olivierandriamihaja8538
6 күн бұрын
Tsy fitiavana le any ranga fa adalana. De Tsy matahotra ny andriamanitra
@vuneyaluvune6632
3 жыл бұрын
Misaotra nizara Tompoko 🙏😊
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
👍
@haingotianaomega1746
3 жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko🥲🥲
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
👍
@andrianiainaherinjakaralai8028
3 жыл бұрын
Slt!râ sa nous tel @plasin'i Sedra ,vao nahita NY olon-tiko aho d natal tsotsotra n raharahanay ,avyeo d notokan-trano !@zay TS azon'olona atao tsinotsinona tsony! Sa ahoana?
@perpetueraharisoa1888
3 жыл бұрын
Tena misendra ny mafy tokoa enao ry Sendra 💔💔😥😥
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
Mafaitra
@perpetueraharisoa1888
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko
@juannarodlish3954
3 жыл бұрын
😢😢😢😢tegn lelahy ts vanon ity ranga ty
@esthererandriamamonjy900
3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@pamellamougin756
3 жыл бұрын
Merci 😊
@Tenamarina
3 жыл бұрын
Dia tena misy mahavanona loza hoatran'izany tokoa ve amin'ny fiainana ???
@lopotitchaat5488
3 жыл бұрын
Vintandraha
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
Efa loza manantona v dia mbola ekena e! Tsy mitombona
@gfdy9398
Жыл бұрын
merci beaucoup
@julietteharena1911
3 жыл бұрын
Misaotra tompoko
@ntsoavina
3 жыл бұрын
Tena mampalahelo ty tantara ity indrindra fiafarany 😭😭😭😭😭
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
Ndrii
@bangladesh-hd2bd
3 жыл бұрын
😢😢
@mayaaandreaa3594
3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko 🙏tsara no mampalahelo le izy 😢😍
@NatachaRahantarison
Ай бұрын
Vao WE ratsy fiafara ny commentaires d kamo za hiaino😂
@taylorsarobidy737
3 жыл бұрын
ThanK you so much
@GasyRAKOTO
3 жыл бұрын
👍 Misaotra anao ihany koa manaraka hatrany ny pejy👍
@FunnyVideos-kw8ho
Жыл бұрын
rats fiafara b le tantara le olona manao ny tsara ratsy fiafara daoly fa ny mpanao ratsy ts nis nanin
@Lou-fg6ti
10 ай бұрын
tsara lay tantara, saingy tokony misy lesona raisina. Neny Razay mianaka tokony misy mahazo azy mianaka @ zvtra nataony. Be łotra ny olana mahazo an'i Misedra, nanantena mba tsara ny hafarany , ngidiny marna anga 😒
Пікірлер: 99