Mandreraka be i Manda, mi papa papa fahatany😂😂 Mahatsiravina tsss. Sinon mankasitraka indrindra an‘i Gasy Rakoto fa mahafinaritra ny fizarana 💐💐.
@Sandra-qn3vz
3 жыл бұрын
Ita oa mankaleo be ny mihaino azy 😂
@melissaideally861
3 жыл бұрын
Tsara b ny tantara tena marina zan voalazanw zan Andry ! Bravo Andry ! Samy manana ny harenany tokoa mankasitraka an mpizara sy n'y mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko ndrindra ny Record FM
@mariachantale8760
3 жыл бұрын
Msaotra anareo ndray e . Present 🙋♀️🎧❤
@andritianaherilala508
Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@jocelyneletruong8212
Жыл бұрын
Mankasitraka anareo mpanoratra sy ireo nampiaina ny tantara, eto tokoa dia hita fa voninahitra ny mankafia ny tenintsika ampitiavana sy manazava antsorana ny dikan'izay tenenina sns, sady mampihomehy no mampalahelo indraindray !
@mayaaandreaa3594
3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko tena tsara be 🙏
@mariellaferinande7953
3 жыл бұрын
Misaotra betsaka ô🇲🇬❤❤
@hanjara7194
3 жыл бұрын
Tsara be ilay tantara fa misaotra betsaka nizara. Fa mandreraka be mihaino an'i Manda. Sahala amin'ny vehivavy tsy de misaina zany fa somary dondrodondrona fa tsy hoe zaza saina araky ny nolazain'i Andry. Lay ministra koa karazan'olona notampohan-karena fa tsy fantany hoe kodiaran-tsarety ny fiainana
Пікірлер: 29