je vous pries d'abonner à la chaîne si vous l'aimer MERCI
@sylvaindidierrasolofonjana2973
6 жыл бұрын
Anisan'ny môdely ny tarika....tanteraka tokoa eto ilay Teny hoe ...Izaho sy ny ankohonako dia hanompo an'i Jesosy mandrakizay
@jeanpatrickrandrianirina4220
3 жыл бұрын
Ho tahin'i Tompo nareo mianakavy.efa ela za no nankafy anareo
@nirinalarissa7023
5 жыл бұрын
Courage fona fa izy ambony ao no mandahatra raha jiaby
@jeannicabarijaona462
5 жыл бұрын
ndrooooo je l'adore le petit. Une famille formidable
@jamillamaier1186
2 жыл бұрын
Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny FANJAKAN’NY LANITRA. Matio: 3, 2 Raha toa ka ianao efa nibebaka sady efa nandray i JESOA KRISTY tsara dia tokony tsy ampiasa sary tahaka io intsony haka-sary AZY ao antsaina fa avelao hianao Tarihiny FANAHY MASINA sady Ampianariny Teniny. Izay rehetra azonao avy AMINY dia tehirizo ao anatinao mba ho fantatrao ahoana no atao miara-miaina AMINY, fony mbola ety an-tany? Satria mivelona ao anatinao IZY, ka noho izany dia izay Sitrany rehetra tanteraka ao aminao, ka misy fotoana IZY dia miseho aminao, rehefa miseho aminao IZY dia tsy hampitaha AZY amin’olon-kafa intsony ianao fa IZY ilay tena IZY fantatrao sady mikambana aminao.
@faridanyoumie2631
6 жыл бұрын
Tiako un courage eee
@rakotoandrinaud7467
5 жыл бұрын
Mahay mihira zala groupe Tenimanana ty ai...relay mavita azy zandry kel ty ai
Пікірлер: 60