Misaotra nizara fa tsara be le tantara 🥰🥰❤❤❤ sady taigna araka ny lohateniny tokoa le izy fa hafa tokoa
@vivianeraminosoa2159
Жыл бұрын
Tsara be!! Misaotra nizara!!
@miangalyandy2032
Жыл бұрын
Vava tsiambina ahitan-doza anie sady mpanambany olona fakana lesona avy moa toy tantara itony misaotra indrindra tompoko
@perpetueperle6053
Жыл бұрын
❤❤❤❤
@safidy6782
Жыл бұрын
Mankasitraka indrindra fa tena hafa marina ty
@apop3771
Жыл бұрын
Misaotra betsaka
@annahbrianda5768
Жыл бұрын
May vava loatra ka
@ArenahRak
Жыл бұрын
Mahay Vava lohatra mints ...Ary mino AA. F misy olona misy mints miaina toizao iainana le santatra Io ...
@lilydaubec6298
Жыл бұрын
Mankasitraka ny mpizara
@hantarajoelisolo3148
Жыл бұрын
Hafa indray ity 😅 misaotra eh
@nantenainamichelrakotovaoh3314
Жыл бұрын
tsy mety amiko ilay tantara diso ratsy vava loatra hany ka lasa toy izany fitenin ankizy grrrr
@JeannetteRamamonjisoa
Жыл бұрын
Tokony HANAJA OLONA SY TSY HAHAY VAVA OLONA NA MAVOMAVO AZY IZY FA OLOMBELONA TOY ANAO IZY IRENY,!!
@andritianaherilala508
Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@JeannetteRamamonjisoa
Жыл бұрын
Tokony HANAJA OLONA SY TSY HAHAY VAVA OLONA NA MAVOMAVO AZY IZY FA OLOMBELONA TOY ANAO IZY IRENY,!!
@tsiorymika
11 ай бұрын
Tena tsara ary hanatra tanteraka ho an 'ny hafa izay manao tsinotsinona ny hafa sy manao an ty vava tsy ambina ty, ny hainao tsy hain ny hafa ary ny hain ny hafa ts hainao dia aleo mahay miaina foana
@myriadenis5506
Жыл бұрын
Tena efa nisy tranga hitako teny am fiarahamonina mintsy ty f tena nampalahelo lé ankizivavy f ny azy ndray nanomboka teo am lé tanany nokasihan'ilay olona no namorona nana d av eo niitatra maneran'ny vatany d namoako fofona, nanomboka nihintsana ny volony d lasa sola b d nianahia izy ary maty no niafarany satria tsy hota mihintsy lé olona nanao azy.
@MichouBeauty
Жыл бұрын
Tsara ilay izy. Fa le Dada sy Neny moa izany dia tsy mba nampafantarana ny zava-niseho mihintsy …
Zay zany mahatonga ny oul miteny oe aza mandrora am faty fa Tena misy maimbo be marina reny,Tena mila manaraka ny fomba rehetra fa ts manao mafy loha,mankasitraka nizara e!
@marrymarry8826
Жыл бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@mimikwelly9148
Жыл бұрын
Mankasitraka hatrany eee ❤❤❤
@amjrmarei5126
Жыл бұрын
Tena tsara be ❤❤❤❤❤
@ArenahRak
Жыл бұрын
Aza mb manao vavan'olona ihany waa ...f rehf ts mety am'tena le miaraka miaina am dahlo be ..d aleo mande rery sy miaina rery ... Anatra tokony enoiny tsirairay ty tantara ty ....
Пікірлер: 30