Mafinaritra ,mirakotra n fiainana iainana olombelona isandro l tantara..😍😍
@Alesja_magdich
2 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara tsy tapaka Gasy Rakoto. Fa hono aho azafady ,iza kay tena anaran ilay vehivavy hoe ( Hary ) no anarany am ty tantara ity ,iza tena anarany azafdy ,tiko b ny feony 🌹
Misaotra fa de hatserovako anay mianakavy rehefa mihaona , indrindra ny famadihana ....... ny ankizy vavy ny fety ihany ny zaza ny mbampampa ny lehilahy sy mananotena ny miady @ resambola ! kkkkkk
@esthererandriamamonjy900
2 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@kumarimarthin1346
2 жыл бұрын
☎️☎️☎️☎️☎️
@andritianaherilala508
Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@yondayyonday1187
2 жыл бұрын
Makasitraka hatrany tompoko Tss razana mitaha izany fa fomba fiteny ny taolo fotsiny ihany izany Ra za manokana aloa de tsy mba mamadika e
@gadonagasy6347
2 жыл бұрын
Hevitrao zany
@tysynday
6 ай бұрын
Ko manin n gasy no mivavaka am jesosy?? Nga iny ts ef razana?,
Пікірлер: 24