Avia Tondro molotra kely no nitsena ahy am-bavahady ooo fahatairana, hafa fijery dia nidika ho fambara ratsy eee ilay malala tsy foiko vao namoaka olon-kafa alan-trano ooo tantara maty paika taloha tara kely dia nampiditra angano eee Hay ! tena tratrako ianao sady ambodi-omby inianao natao ooo hay malala be fikafika ka manao irony fiainanan’alika e! Malala hafa fitafy hafa fihaingo toa mampiana-dratsy eee! mi-rouler "r" raha vao miteny Remba maso izy rehefa mijery eee Akama mody sari-tamana mody tsotra , mody sarisariaka eee Kary mainty tena joko tsoriaka menarana fa tsy raozy baliaka eee Hay tena tratrako ianao tena namako akaiky tsotra izao ooo Ts’isy tahotra na vadin’akama nefa ny ahy aloha no tena adala eee!!
@chloeskygirl722
6 жыл бұрын
Misaotra @ ilay tononkira 😘😘
@NatureMere
Жыл бұрын
👍🤛
@nooryaprencullia8324
6 жыл бұрын
Zany le we Sakaiza manody 😔😔
@naryrakotovao7055
Жыл бұрын
Taty arina vo tsapako lay iz..
@radomananamomota9445
4 жыл бұрын
Kiala kely tena mapiditra angano Tsara ranga le hira ah
@andriniainarakotoarisoa9288
3 ай бұрын
Any enao Zay ry geraldi
@sandievish1686
6 жыл бұрын
Hay tena tratrako enao.... Tiko lotra
@fanomezantsoafaniry5749
4 жыл бұрын
mbola ato ❤❤❤👏👍💋
@viviraba2995
3 жыл бұрын
Mbola tiako b foana
@andrianarivonymiharifeno1881
Жыл бұрын
2023
@RafanomezantsoaAinaHerizo
7 ай бұрын
Tsara be
@anjara
10 жыл бұрын
Tsara ee !!!
@nasoloniarisoaravololomana4708
4 жыл бұрын
Mbola tiko fn ty atramzao.
@franciscosoavymilson9987
8 жыл бұрын
mis hafatra mafonja be ka ho sy anao zay tsy mba tokam-po
@heryhineky1897
5 жыл бұрын
Zaho tokampo
@freddymarcel7291
7 жыл бұрын
tena milay foana e
@santaelya5523
6 жыл бұрын
Eeeeee hira ty no fihainoko refa mampirafy ahy lay olontiako zaay .... Nandeha ny taona d adino ihany fa narary
@armstrongaxelle4390
6 жыл бұрын
ndrooooo...
@NatureMere
Жыл бұрын
Ayyy🤪🤪🤪
@raharisoaanna6820
2 жыл бұрын
😍😍
@hajarasolonirina261
6 жыл бұрын
Mbol tiko ty hira ity
@tinakely714
5 жыл бұрын
Tiako foana na en 2 019 aza
@rantotinarandraiambelonion4944
Жыл бұрын
@@tinakely714 2023
@alphasantorus7120
7 жыл бұрын
milay an
@rmjmisha9663
9 жыл бұрын
tiakooooo
@nahranarimahefa2401
7 жыл бұрын
@sinceregannon4972
3 жыл бұрын
i guess I am kind of randomly asking but does anyone know a good website to stream new movies online?
@byronenzo9245
3 жыл бұрын
@Sincere Gannon Try FlixZone. Just search on google for it =)
@curtisnash4476
3 жыл бұрын
@Sincere Gannon try FlixZone. You can find it on google =)
Пікірлер: 31