Saika hoe alefako fotsiny ity vidéo ity fa hoy aho hoe be loatra ny zavatra tiako tataraina miaraka @ ny, Souvenir d'adolescence!
Diso hain'lisany loatra ity hira ity Farakely sy Laza "Tsy foiko ianao", saingy moa va efa hitan'lisany ny version clip voalohany indrindra?
Tagueo ilay mpankafia azy ary zarazarao @ ireo akama ity motivation androany ity (Ao anaty vidéo hono ny hafatra hoe)
Vidéo version Longue Juillet 2021
Негізгі бет Hita ilay Clip taloha be nisy ahy t@ 2011 efa ela be 'zay 😅...
Пікірлер: 11