"1 Ry rahalahy, raha misy olona azon'ny ota tsy nahy aza*, dia atsangano-nareo izay manana ny Fanahy amin'ny fahamorana izy, ka mihevera ny tenanao, fandrao ianao koa mba halaim-panahy ihany. [* Na: azo olan-tanana amin'izay fahadisoana aza] 2 Mifampitondrà izay mahavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalàn'i Kristy. 3 Fa raha misy manao ny tenany ho zavatra, kanjo tsinontsinona, dia mamitaka ny tenany izy. 4 Fa aoka ny olona rehetra samy hizaha toetra ny asany avy, dia samy hanana hafaliana ny amin'ny tenany ihany izy, fa tsy ny amin'ny olon-kafa; 5 fa samy hitondra ny entany avy ny olona rehetra. 6 Aoka izay ampianarina ny teny mba hahafoy zava-tsoa ho an'izay mampianatra". (Galatiana 6.1-6)
Toriteny nataon'i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr'Antenaina tao amin'ny FJKM Peniela Fitiavana Paris ny alahady 12 may 2024.
Негізгі бет "Iaino amin'izay ny didim-pitiavana"
Пікірлер