Mankasitraka indrindra Tompoko, eto ampihainoana ny tantara e❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉misaotra anao fona D- aly an, tsy mitsahatra ny mizara tantara vaovao anay an❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
@ReMac-ft7hd
6 ай бұрын
Mankasitraka
@kenysyfleuri3645
7 ай бұрын
Misaotra nizara ❤
@GarciaMarieGarcia-uh6cr
7 ай бұрын
Misaotra nizara ôo ❤❤❤❤🙏🙏🙏
@sidoniesidonie9722
7 ай бұрын
Tena tsara marigny zany tantara, misy lesona tsara. Misaotra betsaka indrindra e ❤🎉
@rovasoa
7 ай бұрын
Misaotra betsaka nizara oo🥰🙏🙋♀️🇲🇬
@narindraniaina9634
7 ай бұрын
Misaotra betsaka indrindra mizara tantara ho anay ooo de miandry tantara vaovao indray zahay ooooo❤❤❤❤
@asmineasmine1819
7 ай бұрын
Misaotra betsaka tompoko o 🥰🥰♥️♥️🙏
@annahbrianda5768
7 ай бұрын
❤❤Misaotra nizara 🥰🥰
@perpetueperle6053
7 ай бұрын
Mankasitrak indrindra tompoko ❤❤❤❤
@bellehirnuca9740
6 ай бұрын
Tompo ô tianay loatra ianao mamela anay Tompo ô Amen, tsara loatra ity tantara ity
@enindratrerabellaursula7433
6 ай бұрын
Tena tsara tokoa ny tantara Maro lesona hazo Indrindra aminy ity fiainana ity Mila mahatsapa mibebaka isika Manaova ny rariny ary mila mivavaka ho any ankohonana sy namana sakaiza sy ireo rehetra mba hiala toetra ratsiny Mila matoky Jesoa Mila mitavandra masina maria reny Andriamanitra Ampio aho mba toy ny Mirana taminy tantara teo Andriamanitra irery ihany ny Dera sy voninahitra Amen ❤🙏❤
@gshvs8057
7 ай бұрын
Makasitraka indrindra tompoko ❤❤😊
@anarajaonarivony3162
7 ай бұрын
Ny tsara atao levenam-bola fa ny ratsy atao loza mihantona . Ny ratsy atao dia tsy maintsy mivaly sy misy farany natsy ety an-tany aza.Tena fitoriana ny filazantsara koa ity tantara ity .Misaotra indrindra nizara
@southji2822
7 ай бұрын
Loza mihantona eto antany sady loza miandry ny afobe
@apop3771
7 ай бұрын
Misaotra betsaka nizara
@enindratrerabellaursula7433
6 ай бұрын
Mankasitraka indrindra
@vivianeraminosoa2159
7 ай бұрын
Misaotra betsaka nizara!! Tena tsara be. Feno anatra no manome fankaherezana!!
Пікірлер: 19