Misaotra be nizara e ! Manga feo anie ity Faly ity e. Tena tiako be tantara rehefa misy azy de sinez , Arlivah, ary Rakoto
@mariellaferinande4485
Жыл бұрын
Merci et zavamisy akehitriny tokoa zany 😅😅 pastèque
@asmineasmine1819
Жыл бұрын
Misaotra betsaka indrindra tompoko 🥰🥰♥️♥️🙏
@hary.norina8385
Жыл бұрын
Le anarany le saka koa tena mapiomehy , . Mahafinaritra mihaino tantara mapiome
@christensenjuanna3988
Жыл бұрын
Pastèque 🍉 kos vé tegn zav misy ankehitrn Io 😂🤣😂
@hantarajoelisolo3148
Жыл бұрын
Ikalalizaka hahahahh mampihomehy koa ilay titre ka . Hakako torimaso indray ity. Fa ilay feonkira fiangonana anatin'ily tantara koa makadilo sofina mahandreraka b.
@kadijakadija7133
Жыл бұрын
Misaotra nizara fa mahatonga saina @fiangonana etsy sy eroa ty tantara ty de zay tokoa ny zava-misy @zao satria betsaka ny voafitaka @ka tsy mahalala zay tokony arahina @finoana nohony zavatra ataony sasany lay hoe fijoroana vavolombelona efa voaomana tahak'izany no entina mamitaka olo
@irantomi8153
Жыл бұрын
Tapaka tsinaiko mivarotra saka be loha am fivavahana on 😂😂😂
@gshvs8057
Жыл бұрын
Makasitraka indrindra tompoko tsara ni tantara mapime ko le badalela
@mahalalilaandriambelo9865
Жыл бұрын
Feony maman lizaka tena mety be mihitsy amin le role ny an ! Tonga dia dimbaka
Пікірлер: 18