Geraseniana sa Samaritàna ianao?
Marka 5:17 Ny tao Gerasena, nifona ny mba hialàn'i Jesosy tao aminy raha nahita ny fahaverezan'ny kisoa 2000 tany an-dranomasina. Tsy nijery akory ilay fahasoavana be azon'ilay demoniaka afaka
Jaona 4:40 Ny tao Samaria, nangataka ny mba hitoeran'i Jesosy ao aminy, satria nahatsapa fa Izy tokoa ny mpamonjy izao tontolo izao
Негізгі бет Inona no hasetrinao ny famangian'i Jesosy? 15 aprily 2018
Пікірлер: 13