Tsy kilalao ny fanambadiana ka tsara raha miomana.
Anisan'izany ny tokony mahafantatra tsara ny olona iarahana.
Araho àry fa hazavain'i Jeneraly tsara ato ny momba izay.
Mba ho vanona daholo e!
Equipe RDB radio don bosco.
Негізгі бет Ireo Toetra tsara ho fantatra alohan'ny hanambadiana_mba ho vanona RDB
Пікірлер: 30