Ny fandresena efa nomenao fa ny ady dia Anao.misaotra Jesoa a.amen
@shalomnissi6295
7 жыл бұрын
mankasitraka indrindra tompoko fa mahafinaritra ary tsara be tokoa Dera anie ho an'Andriamanitra fa Mpandresy aho ao AMINAO AMEN
@RadoonUtube
9 жыл бұрын
Dera sy ny laza dia ha anao irery ihany Tompo malala ô! Bravo les filles!na n clip n n rehetra dia tsara , tena mendrika ny iderana ilay Mpanjaka tsara indrindraa tokoa io hiranareo io
@miantraniainamariarazanats7107
8 жыл бұрын
Hiraiko mafy ny anaranao, hotanisaiko ny hatsaranao fa ny ady dia Anao! Amena
@onisoarindraralidera6425
Жыл бұрын
Nanamarika fiainanay ity hira ity. Tena tiako loatra ny anilaNao
Пікірлер: 11