KAROKA sy KETRIKA TVM Zoma 27 Janoary 2023 ( 17H 45mn ) : - Tohin'ny fanadihadiana teny amin'ny CNARP (Centre National d'Application de Recherches Pharmacieutiques ) , izay hamantarantsika ny ampahany amin'ireo zava-maniry fanao fanafody hita ao amin'ny atialan'ny CNARP . Hofantarintsika koa ny toerana hafa toy ny "jardin bitanique" iray izay nambolena ny zava-maniry hafa toy ny dingadingana izay tena mbona anaovam-pikarohana ankehitriny. (famerenana Alarobia 28 janoary 11H 45mn) .
Негізгі бет KAROKA SY KETRIKA 27 JANVIER 2023
Пікірлер