KAROKA sy KETRIKA 27 JONA 2022:-Miverina ao @ Parc Botanique Zoologique de Tsimbazaza indray ny fandaharana.Na dia malaza hoteram-pitsangatsanganana aza ity Parc ity dia tsy azo hadinoina fa toeram-pikarohana ihany koa,satria iray amin'ireo foibem-pikarohana 9 eo ambany fiahian'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy Fikarohana Ara-tsiansa izy.Fantarintsika ato anatin'ny fandaharana ny fikarohana atao ao,sy ny voka-pikarohana izay voatahiry ary ampiharina amin'ireo karazam-biby sy zava-maniry mandrafitra azy.
Негізгі бет KAROKA sy KETRIKA 27 JONA 2022
Пікірлер