Amiko dia ity hira ity no mamintina ny Antsam-piderana ho an'ny Firenena, nokarakaraina tao amin'ny Kianja Barea, ny Alahady 23 Jona 2024, izay tafiditra ao amin'ny fankalazana ny faha-64 taona niverenan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara.
" Ny fitiavana dia sady mahari-po no malemy fanahy; ny fitiavana dia tsy mialona, tsy manaonao foana, tsy mieboebo, tsy manao izay tsy mahamendrika, tsy mitady ny azy, tsy mora sosotra, tsy manao otri-po."
1 Korintiana 13 : 4-5
Негізгі бет Kianja Barea 23 06 2024 Andriamanitra Fitiavana ianao
Пікірлер