Kianja BAREA, tsy mena-mitaha amin’ireo hita any ivelany : Hanamarika ny fivoarana sy hanandratra avo ny fanatanjahantena.
Mandroso ny asa fampanaraham-penitra ny Kianjaben’i Mahamasina na Kianja Barea. Vitaina mialohan'ny fankalazana ny faha-enimpolo taona nahazoana ny fahaleovantena ny dingana voalohany amin'izany dia ny fanamboarana ny "tribune centrale" izay hahazaka olona manodidina ny 16.000. Hampitomboina 28 ny isan'ny fidirana ao an-toerana raha 6 monja izany teo aloha mba tsy hisy intsony ny loza handratràna na amoizana ain’olona toy izay niseho tany aloha. Ny "pelouse" ihany koa dia hampanarahana ny fenitra fahita any ivelany.
Негізгі бет KIANJA BAREA, KIANJA RAITRA, MENDRIKA NY RENIVOHITRA : TSY MAINTSY TRATRA NY FANAMBY
Пікірлер: 26