Tena latsak ny ranomasoko @farany mankasitraka eeee ❤❤
@andrianasolomirana4243
4 ай бұрын
Tena romentik be tsara be feno anatra Misaotra betsaka kolo fm sy ny mpanoratra ary ny mpilalao e
@isabellarazanamamonjy633
10 ай бұрын
Zany ka tantara .tsara be 👍👍♥️♥️🌹🌹🌷 Mampahery misy HAFATRA mafonja . mankasitraka ny mpanoratra sy ny mpilalao ny tantara
@anarajaonarivony3162
9 ай бұрын
Tenatantara mahafinaritra Mankasitraka ny mpanoratra sy nareo nizara
@yvonnerafarasoa9020
10 ай бұрын
Mamy Kely ery
@alineravaorisolo3256
6 ай бұрын
Mankasitraka fa tsara ilay tantara
@user-fp2ou3vd7u
5 ай бұрын
Mankasitraka tompoko fa tena tsara , mahay ny panoratra indrindra ireo mpilalao ny tantara ❤
@Sandie646
9 ай бұрын
Tsara loatra ❤ na d mahasorena tam voalohany am toetra ratsy ny mpiaramianatra mandratra 💔
@user-wo6tj2qn5l
9 ай бұрын
Tena tsara loatra ndao asiana tohiny e!
@user-uj9xz1ht7i
8 ай бұрын
Aiii mamy ery izy zany 😍😍😍❤😍
@miangalyandy2032
10 ай бұрын
Zany ka tena tantara ary zava-misy eny tontolo fiarahamonina mankasitraka mpanoratra sy mpilalao fa tena mahay mamy anie zany e❤ merci mizara 😘😘
@mtsourose6758
9 ай бұрын
Mankasitraka indrindra
@georgetteandriamampionona2700
10 ай бұрын
Misaotra tompokp fa tena mafinaritra mankasitraka
@andreahjhennie2080
10 ай бұрын
🇲🇬🎧🇱🇧 vao hihaino mihitsy. Misaotra tompoko nizara . Tiako kely tena tiako be ilay tantara , Mr Harena koa d tena masosotra tsara fanahy kely ❤❤❤❤❤♥️🇲🇬
@pungaroda1234
10 ай бұрын
Mr6 nizar ooo
@sniyaima-uj8so
10 ай бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko❤️ fa tena tsara be ilay tantara❤️🥺
@fanatenanadeborahsarobidy457
10 ай бұрын
Makasitraka fa tena nahafapo sy misy lesona be le tantara indridra le mpilalao mahay be
@lilinah9139
10 ай бұрын
Mahay ny mpanoratra sy ny mpilalao , bravo
@anjaranirinaivaloetitia1704
9 ай бұрын
Mankasitraka tompoko fa tena tsara sady matotra no feno anatra. Mitomboa talenta hanabe ny mpihaino. Misaotra tompoko.
@xuli7493
10 ай бұрын
Tena miaina b le tantara ❤
@sidoniesidonie9722
10 ай бұрын
Zany ka tantara ❤❤🎉courage zany havako aby e ❤❤❤🎉🎉
@ramibeelonvi794
9 ай бұрын
Tiko
@chandolachandola7798
10 ай бұрын
Misaotra nizara tompoko tsara be ❤😭
@SainaMarie-bp6xl
7 ай бұрын
Tsara loatra ❤️❤️ mankasitraka ee
@MichouBeauty
10 ай бұрын
Hafa mihintsy ity “novel” ity tsara be sady matotra tsara ny mpilalao ❤
@sehenofredoline4772
10 ай бұрын
Tena tsar bé le tantra ❤...misaotr betsak tompoko
@rasoalivelonjatonjatonotef6215
10 ай бұрын
Tena tsara mankasitraka fa tokony mbola hitohy tokony MBA fantatra my niafarany kiala Ony ratsy saina
@haoweniarline7610
10 ай бұрын
❤mamiii b ilay tantara
@AngelitaEdvige-ns3lf
9 ай бұрын
Mankasitrak tompoko Merci nizara
@amjrmarei5126
10 ай бұрын
Tena milay be ❤❤❤❤❤❤
@mamygarcia2859
10 ай бұрын
Tsara lotra😊lasa ny foko ndray no midobodoboka😅
@harimalalasoderdahl7253
10 ай бұрын
De tena misy toetran’olona toy izany Anh! Mampalahelo😢
@sonyaparany2858
9 ай бұрын
Fifanakalozany lelanay😂
@lilydaubec6298
10 ай бұрын
Tsara loatra ny tantara. Mankasitraka ny mpizara.
@fjvh4385
10 ай бұрын
Misaotr betsak nizar ooh 😍😍😍😂😅❤❤
@pamellamougin756
10 ай бұрын
❤ tiako be . Misaotra indrindra o😊
@andritianaherilala508
10 ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@rosetantaramampimeharose9277
10 ай бұрын
Makasitraka indrindra tena tsara ny tantara lesona ho any mpanakerena ambany toetsaina Matetika tokoa matsy de reny mpanakarena reny tena ambany toetsaina .tena ambany be mihitsy ny toetsainy Ony 😂😂
@mamisoalantonirina7213
10 ай бұрын
Tsara loatra❤
@dohertinahrahandriniaina8551
10 ай бұрын
Mankasitraka fa tsara sady misy anatra bedebe😊
@user-fn3pk2nh4o
10 ай бұрын
Tena tsara be lai tantara lrsona @ fiainana
@user-sx5xz3eb7j
10 ай бұрын
Ela be zay vao nisy tato n'a izany tdy mankaleo misaotra hatran am fizarana
@Alesja_magdich
10 ай бұрын
Tena Marina ❤
@fanekenatomefy5877
10 ай бұрын
Mankasitraka indrindra nizara Gasy Rakoto ❤❤
@fanekenatomefy5877
10 ай бұрын
Mankasitraka an i Vonikazo sy ny mpilalao rehetra oo
@rasoahanta5546
10 ай бұрын
Mankasitraka tompoko tsara zany Tantara zany tena tiako loatra
@vivianeraminosoa2159
10 ай бұрын
Tsara be!! Mankasitraka!!
@user-xp6mv6fg9l
10 ай бұрын
Mankasitraka nizara de Mankasitraka ny mpanoratra fa tena tsara loatra ilay tantara❤ Ny mpilalao ihany koa tena mahay daholo ka azo sary antsaina toy ireny mijery film reny mitsy😂. Tsy tiko ho tapitra fa maha te ihaino be😂😂😂
@user-vd2th8ri5p
10 ай бұрын
Point
@emmalouisetterazafimihanta5486
10 ай бұрын
Tena mankasitraka ny mpanoratra ary mampahery anao hanoratra tantara mahafinaritra sy mampahery hatrany. Tena tsara ilay tantara satria tena zotram-piainana miseho amin'ny fiainana tokoa. Misaotra indrindra. Misaotra ny mpizara ihany koa fa ny tantara toy ity dia tena mahaliana sy mahatamana.
@chris-cybersec6509
10 ай бұрын
1:30:41 aaaaa nitsangana ny ahy marinaaaa 💏❤
@mimikwelly9148
10 ай бұрын
Tsara be❤❤❤
@sidoniesidonie9722
10 ай бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o 💞 ❤🎉
@noharymahatsangy224
10 ай бұрын
Tena tsara..bravoooo❤
@esthererandriamamonjy900
10 ай бұрын
Mankasitraka tompoko fa tsarabe
@hantarajoelisolo3148
10 ай бұрын
Hafa indray ity 😂.otrany mijery film mihitsy zany dia maka sary b antsaina ilay izy . Henjana koa aloha Mr Harena eh , mahandreraka mahafinaritra zany 😂😂😂
@mimalala03
10 ай бұрын
Tsara loatra ❤
@HarifidyANDRIAMBOLA
10 ай бұрын
Ten tsara mankasitra 😀
@perpetueperle6053
10 ай бұрын
Mankasitrak nizara
@tianaericandriambolasoa8555
10 ай бұрын
Mankasitraka tsara loatra ❤
@rovasoa
10 ай бұрын
Misaotra nizara oo😍👋🙏🇲🇬
@julranai9942
10 ай бұрын
Marinamafy raha tsapako hoe otran reny sipa rafivaviko efa ela aho nikopak’elatra « mahay vava ratsy mitsy le ony
Пікірлер: 68