Mankasitraka Tompoko, za vao avy miasa , hikarakara sakafo hariva dia efa mitady tantara henoina tena lasa sakafo isan’andro mihitsy le mihaino tantara 👍🙏
@MARYMARY-si1yr
5 ай бұрын
Misaotra betsaka nizara tsara be ilay tantara 🥰
@ntsoavina
8 ай бұрын
Ny ahy teo amin’ilay hoe tsy mila mianatra intsony dia efa itako lehilahy nampihomehy . Azafady lehilahy tsy tia izany lehilahy miteny hoe tsy mila mianatra intsony izany . Fa efa ivady isika ampy ny karamako. Raha mbola taona tokony ianatra ary kanefa mbola vonona dia aiza manaiky anambady izany raha tena tia izy mahay miandry anao foana amita fianarana
@zazavavyrakotondravao7801
8 ай бұрын
Tena zavamisy amizao satria miha ratsy ny olombelona !!! Aleo tsy manaiky miara matory ry zazavavy raha tsy vita soratra sy mariagy😢😢
@lucieravololona1865
8 ай бұрын
😂😂😂😂🤣🤣🤣 tena mba nanampaka ny tsinaiko ity tantara ity 😂😂😂😂😂 aza MBA sendrany ihany aloha e!😅😅😅😅😅
@jocelynetsarasoa1467
8 ай бұрын
Mankasitraka fa tsara be fa tokony Mbola nisy tohiny❤❤
Misôtra ndrindra tompoko nizara🎉🎉🎉🎉❤ f zany eo ihany f tena misy hafahafa mihintsy zany lehilahy izany, 😮
@mariejeannine6275
8 ай бұрын
Misaotra betsaka nizar oooh ❤❤❤
@RaharimalalaRondro
8 ай бұрын
Makasitraka tompoko tena trarabe ❤❤❤❤
@vivianeraminosoa2159
8 ай бұрын
Ito ilay nandeha alina!! Misaotra nizara!!
@gshvs8057
8 ай бұрын
Makasitraka indrindra tompoko mizara tantara vao2 ho anay tsara be misaotra e❤😊
@miangalyandy2032
8 ай бұрын
Ela ela indray vao nisy tantara RDB mankasitraka mizara tompoko sy misaotra mpanoratra ary mpandrindra
@haingotianaomega1746
8 ай бұрын
Merci beaucoup ❤❤❤🎉🎉
@zivinajulianah
3 ай бұрын
Tsara be ilay tantara😊
@Nene97610
8 ай бұрын
Sérieusement c'est quoi cette histoire c'est trop triste pour Nour 😭😭 et en plus le comble de l'histoire c'est que ses genre de mec existe Dieu protège les femmes de se genre d'hommes en tout cas belle histoire ❤
@pungaroda1234
7 ай бұрын
Mankasitraka eee, sad miandr tohin
@cintsmati5009
8 ай бұрын
Mankasitraka tompoko nizara ❤❤❤❤
@VioletteRAFARASOA-ht9xj
8 ай бұрын
Mankasitraka ee, fa tokony mbol hisy tohiny kous ka
@lilydaubec6298
8 ай бұрын
Misaotra ny Mpizara
@anjaranaivo492
8 ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤
@yousafyousaf3693
8 ай бұрын
Mankasitraka tompoko mercy nizara
@rafarantsa5072
8 ай бұрын
Mapme ko le tantara, Notoizana kel, sady afaka tadiavina ny am anarana mahadokotera ah fotsn, dokotera psychopathe
@hantarajoelisolo3148
8 ай бұрын
Tokony mbola misy tohiny ity. Tena tsy misy tandroka ny ratsy ka , tena misy lhl alika mihitsy.
@apop3771
8 ай бұрын
Misaotra betsaka
@EsperanceValisoa-pt3ww
8 ай бұрын
Mankasitraka ô
@sidoniesidonie9722
8 ай бұрын
Misaotra sy mankasitraka indrindra Tompoko o 🎉❤
@Kala_piso
8 ай бұрын
Enjana zany
@LucianaMabelle-n1s
8 ай бұрын
Hafa iany oa RDB mankasitraka hatrany nizara eee 🎉🎉❤❤❤❤
Пікірлер: 37