Ka na dia mafy aza ny fitrangan'izany, Andriamanitra tsy Hamela irery anao. Izy dia manana lalana drafitra nomaniny ho anao. Aza kivy ❤❤❤❤
@mbolaniainatanjonafenosoar2958
3 жыл бұрын
Marin TS azo lavin ny fitondrany .Merci e. Manome fanantenana ilay hira .za mankafy fa tohizo .
@Fina.niaina
6 жыл бұрын
Isakiny mihaino anty hira ty a d latsaka foana ny ranomasoko. Tena tsara loatra na ny toniny na ny feony. 💝
@zorandriamanantena6569
5 жыл бұрын
Hatraty io
@liliamamtinrazakanjanahary7131
9 жыл бұрын
Mammpahery be ilay hira,tiko be kou feon fafah!! fantaro fa Andriamanitra dia manana lalàna sy drafitra tsara nomanin ho anao Amen!!!
@ravosoaflorenciaraharimana19
10 жыл бұрын
na maf az ny ady ze mihatr @ fiainan tsik, eny mil tsy ho zak az ndraindray,FANTARO FA ANDRIAMANITRA DE MANANA LALANA SY DRAFITR TSARA NOMANINY HO ANAO ARY IZY TSY HAMELA HO IRERY ANAO .AMEN
@김미란-g4m
7 жыл бұрын
mihaino anty hira ty fona za ,miezaka mankahery saina ,fa ndray2 kivy ihany 😭
@lilyrazafi8906
2 жыл бұрын
Manam peo sy talenta sy mampahery mintsy de misaotra e🙏🙏🙏🙏
@ginettesolofoniaina2432
7 жыл бұрын
Tena manome hery mihintsy ity hira ity ,mankasitraka eee!
@volarinasoa3615
8 жыл бұрын
tena tsy mba mety leo an'ity hira ity mihintsy aho,mahakasika be ny foko sy ny atim-panahiko sady mamelona ny aim-panahiko raha sendra ady aho,misaotra anareo e
@bluedana815
7 жыл бұрын
nademafy aza ny fitrangany izan dia adriamanitra tsiamela anao irery misotra ray ô fa tena mitahy sy miaro anay enao AMEN
@bluedana815
7 жыл бұрын
msotra eee de makasitraka fatena tsapako nadalo t@fiainako
@andriamamiarisoajoseepreci5127
9 жыл бұрын
Msotra betsaka! Tena mampahery tkoa ty hira ty! Tena ts mamela irery tkoa Andriamanitra! Misaotra an i Jesosy Tompo Mpamonjy! Amen!
@nathaleeanne-rachel2102
8 жыл бұрын
Tena mahakasika ny foko miits ty hira ty,vao mihaino az aho dia otrany mis zavatr tsapako zan oe courage!indrindra le tonony manao oe ATRA ts hamela anao irery!!
@feliciamarion1481
3 жыл бұрын
Beautiful voice and so much emotion.
@finaritramanitriniaina3607
6 жыл бұрын
misaotra jesosy fa tsy amela anay rery tokoa enao, amen
@juliettelamadonedeloyolara2029
3 жыл бұрын
Eeh andriamanitra mahay ze mahasoa ahy
@bluedana815
7 жыл бұрын
mbl zaza za de tena tiko ny hira ny Adeline mavelobolo ahy mits vo made ny hira ny
Mino zahay fa tsy amela rery anay andriamanitra aminzao zava mitranga amin fiainanay zao e
@benjaratsirahonana2642
4 жыл бұрын
Mahereza s'y matokia fa hoy JESOSY "raha hino ianao de ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra," aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no entinareo manambara ny fangatahanareo amin'ANDRIAMANITRA amin'ny zavatra rehetra ary ny fiadanan'Andriamanitra izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'i Kristy JESOSY,homba anareo anie JESOSY
@lucytores1830
8 жыл бұрын
mankahery sy mapitraka toko l hira!merci fafah
@tsiratsymariemichel1876
7 жыл бұрын
Tena marina izany, HALELOIA JESOSY
@herinyainarandrianarijaona5779
9 жыл бұрын
tena ,,msaotra betsaka f tena mampahery ,,,mrci bcp
@HhHh-iq7yv
5 жыл бұрын
Ninona ady hatrehana maivana zany fa eo lalandava lay Ray ao ambony
@feliciamarion1481
3 жыл бұрын
I LOVE EVRYTHING ABOUT THIS.WISH I COULD UNDERSTAND THE LANGUAGE.THANK YOU SO MUCH!
@nanahfah5232
3 жыл бұрын
God like you God bless you Langue madagascar
@hajarandrianarivo9290
8 жыл бұрын
Tiko be le hira Mankasitraka e!
@evahfarasoa3252
5 жыл бұрын
Tena mankahery be ahy ity hira ity
@amboarafandresena1918
4 жыл бұрын
misotra e mankahery sy mandona le tononkira ka mampijoro amzao fiainana izao azo antoka alou ary tena marina fa hafa ny fitondran'andriamanitra izay miankina aminy irery no mahatsapa izany fa tsara ny mahatsapa fa andriamanitra no anton'izao re olona o tsara anie andriamanitra io
@fetraniainaratsimatahomana7788
10 жыл бұрын
Mankasitraka fa tena mampahery be le hira!!!
@sabrinarazanamanitra8489
10 жыл бұрын
ten mankasitraka @le hira fa ten maafinaritr!!!! tohizo hatrany
@lineralivelo2549
5 жыл бұрын
Tsara n'y Tompo koa Samia mivavaka
@amalsenithperera3265
6 жыл бұрын
Tena nandona ny foko le hira,tsy voatanako ny ranomasoko,misaotra anareo nampahery
Пікірлер: 60