Ao tsra tena ao. Nety ilay hevitra nentina nanatsara anle Vazo. Mahay tsra ilay Sax Bibs . ts sanatry mitsara fa tena mba nijery sy nanaraka tsara sady nanisy maso no nanisy sofina de nahatsapa anzay.
@AnjaraHarenaRANAIVOSON
4 ай бұрын
❤
@dorettheo6522
28 күн бұрын
tena milay rangah ny fidirandry zalahy reto @ le Soly kah!!! milay nareo e!!!!
@mialisehenoranarivelo72
2 ай бұрын
Merci amle sax e ❤
@mahefaratsimbazafy9265
4 ай бұрын
ela no tsy nahenoako Samoela nanao "Rehefa 'zay" amin'ny live , Bib's tamin'ny cover Samoela zao no nahenoako version "rehefa 'zay" farany dia izao ndray ... Milay be
@nandrianinarandrianarivony1873
3 ай бұрын
ao tsara letsy Bibs a! 🎷🎷🎷
@NicoleOrset
4 ай бұрын
Samoela tsy lefy laza
@pippen2212
4 ай бұрын
Kay le saxo no nantrombaka vedety !
@user-rp1yu7fu3k
4 ай бұрын
Tena manao le saxophoniste aloha an
@jonraha588
4 ай бұрын
Isaky ny mhaino ny hiran ny tarika ny tenako dia manontany tena hoe ™Aingapanahy tsotsotra sa niainana fotsina izao ireo voizin ny tononkira!!!
@leoncerakotoarisoa1119
4 ай бұрын
Mlay ranga le sodona a, sur a sur
@xabin5268
4 ай бұрын
tay be kosa le intro soly , mlay e
@dorettheo6522
28 күн бұрын
zah koa rangah mahita an'ty intro an'i Soly ty fa milay a!!!! tonga de tafiditra be mihaino azy...
@tsilavina1
4 ай бұрын
le version Soly tena milay eh
@rynasitrakarakotondrabehar787
4 ай бұрын
Milay ilay version Soly ty...
@tommsla123
4 ай бұрын
Tena milay lay misy sax an
@dagorama4079
4 ай бұрын
Milay b le sodina sy saxe
@ndrianjavitasoa7548
4 ай бұрын
Mahavoha ilay saxophoniste fa midrible loatra dia lasa mankaleo be indray ny mihaino azy fa misy surplace na saxe.
@andrianisaraoelina
4 ай бұрын
Tay be ilay instrument a vent. Vaiba hafa mitsy!!! Ataovy raSam a!!
Пікірлер: 23