LIVRAISON
Ny hazo nandre Anao
maina hatramin’ny fakany
Ny mpanjono nandre Anao
saika tsy omby hatramin’ny lakany e
Ny sakaiza nandre Anao namaky tafo ny solution
Ny trondro mandre Anao lasa banky foibe
nanao livraison
nanao livraison
Miakatra sy midina indray hoa ny anjely e !
Manao livraison
Lazaiko marina aminao,
mivoha ny lanitra amin’izao
Mivoha ray olona e
mivoha eo amin’ny zanak’olona
Amintsika Andriamanitra e,
mivoha ny lanitra e,
mivoha aminaao
Manao livraison
Ny mofo nandre Anao nitombo amantaonina e
Ny maso nandre Anao dia niverina tamin’ny laoniny e
Ny tafiotra nandre Anao e mangina ny solution
Ny magy nandre Anao, banky foibe!
nanao livraison
nanao livraison
Miakatra sy midina indray hoa ny anjely e !
Manao livraison
Lazaiko marina aminao,
mivoha ny lanitra amin’izao
Mivoha ray olona e
mivoha eo amin’ny zanak’olona e
Amintsika Andriamanitra e,
mivoha ny lanitra e,
mivoha aminaao
Manao livraison
Ny maty aza mandre ny feo e,
niantso azy ho velona
Aza manamafy e ny fonareo e zanakolombelona e hanampitsofina ve ?
Ny foko omeko anao e
ny fianako rehetra omeko anao e
Ny fiderako omeko anao e
ny tsara indrindra omeko anao e
ataoko livraison
ataoko livraison
Aiza ilay tanana e ataovy ambony ilay tanana e
Aiza ilay tanana e ataovy ambony ilay tanana e
Aiza ilay tanana e ataovy ambony ilay tanana e
Aiza ilay tanana e ataovy ambony ilay tanana e
derao, jesosy e derao e derao e
derao Jesosy e derao e, derao e
Derao Jesosy e derao e, derao e
derao Jesosy e derao e, derao e
Asandrato e, derao e, Derao Jesosy e Derao e
Asandrato e, derao e, Derao Jesosy e Derao e
Asandrato e, derao e, Derao Jesosy e Derao e
Asandrato e, derao e, Derao Jesosy
Ny maty aza mandre ny feo e,
niantso azy ho velona
Aza manamafy e ny fo nareo zanakolombelona e hanampitsofina ve ?
Ny foko omeko anao e
ny fianako rehetra omeko anao e
Ny fiderako omeko anao e
ny tsara indrindra omeko anao e
ataoko livraison
ataoko livraison
ataoko livraison
A/C: Rija RASOLONDRAIBE
Live extrait du concert " Taranaka voafidy " au Centre Grand Paris MLK le 09/07/2022.
#rijarasolondraibe #taranakavoafidy #rija
Негізгі бет " LIVRAISON " Rija Rasolondraibe - Live MLK 09/07/2022
Пікірлер: 2