Tena mahay n'y mpanoratra fa misaotra indrindra tompoko 🙏🙏🙏🙏💐💐💐💐 feno lesona eo aminy lalana hizorantsika zanakolombelona misaotra tompoko
@cintsmati5009
9 ай бұрын
Mankasitraka tompoko Tena tsara lotra sady nankahery be ahy isaorako ANDRIAMANITRA lehibe ❤🙏🏻🙏🏻🙏🏻
@hanjara7194
9 ай бұрын
Ndryyyy tena mampalahelo be lay tantara. Misaotra ny mpanoratra, ny mpilalao ary ianareo nizara
@MichouBeauty
9 ай бұрын
Ndryyy 🥰
@hanitranil4489
9 ай бұрын
Io be fihetseham-po diso tafahoatra io ,dia typique gasy..... Midika io matetika ho tsy famelan-keloka sy tsy fahaizana mibanjina ny ho avy ,fa milentika amy lasa foana .... De lasa marary fo de maty ho azy!
@gshvs8057
9 ай бұрын
Misaotra indrindra tompoko❤😊
@lilydaubec6298
9 ай бұрын
Tsara bé ny tantara. Mankasitraka ny mpizara.
@fenozarafleuri9916
9 ай бұрын
Misaotra nizara e ❤ tena tsara be
@andritianaherilala508
9 ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️ 🎧🇲🇬
@emmanuellarandrianasolo1096
9 ай бұрын
Miandry ny tohiny o.
@perpetueperle6053
9 ай бұрын
Mankasitrak indrindra tompoko ❤❤
@user-um2mh3ku6d
9 ай бұрын
Tena tsara rah sam tantara, mampitoman ny mpihaino, mankasitraka ny mpanoratra fa tena handraisana lesona be dia be
@asmineasmine1819
9 ай бұрын
Misaotra betsaka indrindra tompoko 🥰🥰♥️♥️🙏 tsara fa nampalaelo 🥺🥺
@rovasoa
9 ай бұрын
Misaotra nizara oo😍🙋♀️👋🇲🇬🇲🇬
@norombola5817
9 ай бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko nizara fa tena afapo tanteraka ❤❤❤❤❤
@hantarajoelisolo3148
9 ай бұрын
Hafa kely koa ilay anarana ah .tiako ery . Ralala kosa tsy mety ny ataonao ah .
@estherrajaona1605
9 ай бұрын
N'y mozika tena manelingelina nefa tsara bé le izy
@patriciarazakanirahina4277
9 ай бұрын
Mahay lay mpanoratra, mahay ny mpilalao. Misaotra.
Misaotra sy mankasitraka indrindra Tompoko o 💞 💖 😑
@emmanuellarandrianasolo1096
8 ай бұрын
Manao ahoana o. Tsy misy tohiny ve?
@lydiatys5945
9 ай бұрын
tsy hitako n'y tohiny azafady
@marrymarry8826
9 ай бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@mampiononamampionona1751
9 ай бұрын
merci beaucoup 💋💋💋💋
@user-jd8ys4sq4f
9 ай бұрын
Ngah ko ndry lasa mieno tatara 😂😂😂
@mampiononamampionona1751
9 ай бұрын
@@user-jd8ys4sq4f efa atram mbola keli à miheno tantara fona fa tsi hoe lasa miheno tantara aki à 😂😂😂
@garciazafiarifine
9 ай бұрын
Zany eo ihany fa ahoana no ahalasa dokotera am faha 25 taona sady nahazo bourse 05 taona tany americ 🤔
@ntsoavina
9 ай бұрын
Atao hoe afaka bacc 16ans izy dia nianatra teny ankatso 4ans dia anefa tao anatin'izay nahazo bourse tampoka dia 5 ans . Sady 9 taona eoeoe raha generaliste ne dia 16ans afaka bacc dia mitombona tsara kosa ilay 25 ans e . Nisy namako izay tena ohatranio parcours-ny a. 21ans teoeo iz nanomboka médecin Interne
@garciazafiarifine
9 ай бұрын
@@ntsoavina ka tsis bourse anelanelany Otran zany fa na vao hanomboka lay fianarana zany hoe 1e année de mahazo bourse na vita le fianarana zany hoe efa haka specialisation vao mahazo bourse, De manalasala be zany, zany hoe tantara moa ka de zay
@ramarosonjasmin5208
9 ай бұрын
Rahoviana ny tohiny? Efa tsy handrriko mihintsiny ô ! Tena liana tokoa moa, misaotra indrindra ary mankasitraka
@Sandie646
9 ай бұрын
Tsara fa mampalahelo 😢😢 mafy ny miteraka ts manambady tsis dikany am fiarahamonina sy fianakavina mafy e tena mafy
@yousafyousaf3693
8 ай бұрын
Mankasitraka tompoko
@LeaTenor-vm5zi
9 ай бұрын
❤
@moigentilgentil3412
9 ай бұрын
❤🎉misaotra betsaka fa tena tsara le tantara, mifono hanatra be @ fiainana.vMankasitraka tompoko
@mibe1212
9 ай бұрын
💔😪😪 Anatra be mihitsy. msaotra betsak @ tantara tompok
Пікірлер: 61