Tsara b tena tsara b ilay film , mahay daholo ny mpanoratra & mpilalao , misaotra tompoko . Misaotra nizara 👀🎧🇲🇬😍❤️🇱🇧
@YvonRasoarilalaina
Ай бұрын
Mafana tratra 3
@mioraraj-yv5ec
14 күн бұрын
mahay daolo nareo sady tsara le film
@elodienadese7200
2 жыл бұрын
Mbola vo hijery fa avy de mankasitraka sahady ho any lay nizara oh🙏🙏😘
@Mariellapepin
2 жыл бұрын
Critique kely Tsara le film 🎥 gasy fa tena mila fanatsarana bebe kokoa satria mbola hita olona misy mitsik ty dray le mitomany de mbola hita be mitsy le Rano atsipy amy tarehy io maso tsy mena tomany tena mbola tsy ao mitsy Tena mbola maro ny hezaka na ny firesaka entre zanaka s’ny mama s’ny sisa mbola betsaka zavatra aremina
@haingotianaomega1746
2 жыл бұрын
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
@michelrabearivelo6289
2 жыл бұрын
Masaotra nizara topko
@FetraTinah-kd4eb
7 ай бұрын
Tsara
@xbbds9849
Жыл бұрын
Tena tsara be mankasitraka anareo mpilalao rehetra ❤️
@flaugieraharilolona3302
2 жыл бұрын
Tsara be no nampalahelo ee. Mankasitraka ee😍🙏🙏 de miandry tohiny
@elisearthemise6734
2 жыл бұрын
Merci beaucoup pour votre partage
@manouellahlantoniaina8327
2 жыл бұрын
Misaotra betsaka fa afampo 🙏🙏🙏
@tsilavinasoha4203
2 жыл бұрын
Misotrooooo😘🤗
@monkey66769
2 жыл бұрын
Mba asio logique ihany koa aloha na dia zany aza eh
@claudiataymo5152
2 жыл бұрын
Merci bcp fa tsar be
@hanitriniainanarindrarasoa9760
2 жыл бұрын
Tsara bé fa mankasitraka👏👏
@supriadi7541
2 жыл бұрын
Smoga sukses ya. Salam dari indonesia.
@amjrmarei5126
2 жыл бұрын
Misaotra betsaka fa tena tsara be 😘
@user-bz9rz2uq9z
6 ай бұрын
misaotra betsaka
@sabrinamarie2519
2 жыл бұрын
Mankasitraka 🎧🥰
@promobile1819
2 жыл бұрын
Tiako be toe-tsain'i Vero naman'i Monica, tsara ilay tantara
@enindratrerabellaursula7433
2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra anareo ❤❤❤😥
@jacquisanhtonioherman3773
Жыл бұрын
TSAR BE LE FILM
@ranomenjanaharyvirginie1557
2 жыл бұрын
Tena mampahonena be 😢😢🙏🙏
@marizafycelestissa3860
2 жыл бұрын
Aza atao ela NY tohiny makasitraka tompoko f tsara be
@rabenarivoainajohnson5896
2 жыл бұрын
tsara ny film😀
@yantykuwait6170
2 жыл бұрын
☺☺
@mariejeannine6275
2 жыл бұрын
Misaotr betsak oooh
@yondayyonday1187
2 жыл бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@lendaaq8686
2 жыл бұрын
Misaotra ee
@carlitogarofani6736
2 жыл бұрын
Tsara be ,fa I Vero tena mafinaritra b ahy..
@madagascarmada8451
2 жыл бұрын
Reveko kosa aloa le namany Monica ah , tena namana tkoa Milay ry reto fa mankasitraka ah
@arlettearlette91
Жыл бұрын
Misaotsa betsaka
@anitaclara4347
2 жыл бұрын
Miandry ny tohiny de mankasitraka
@cvbnfrty4929
2 жыл бұрын
Nampaleho lay tantara misaotra nizara
@maneritsenajulia1444
2 жыл бұрын
Tena mampalahelo be misaotra betsaka anareo koa de miandry tohiny izahay
@Mariellapepin
2 жыл бұрын
De latsaka iny hono de vonjeo2 fona tsis nanavotra hihihi hoe tsy firy second de Efa maty de iza naka le iz tany natirano Tena mbola hita fa mbola mila fanatsarana le izy Tena hita loatra 😂😂😂😂😂 rip 🪦 kely zany 😂😂🥰🥰
@mbinintsoar1745
2 жыл бұрын
Io aloha misy d mahaiza mankasitraka pifff
@mbinintsoar1745
2 жыл бұрын
Io aloha no misy dia mahaiza mankasitraka
@Mariellapepin
2 жыл бұрын
@@mbinintsoar1745 zah nga moa miteny hoe tsy hakasitrahako Tena zany le problem tsika gasy matonga le miady sy tezitezitra fahatany no mamaly fona tsy fandanja zavatra lazainy le olona le valiny kivy be zah
@eddiealender6884
Жыл бұрын
Misaotra betsaka anareo fa tena tsara ilay film, rovina ny Mafana tratra 3 publié ato am chaîne nareo tompoko? efa ts andry tsony manko
@veekar7866
2 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara fa tsara ny filma. Ankasitrahana ny mpanoratra sy ny mpilalao rehetra!
Пікірлер: 42