Hira malagasy fahiny arahina vues aeriennes sy drone
Ivato Ambohibao Lac
Toy ny lamban’akoho
Ny fitiavam-hady,
Ka aina no fetra
Rehefa mivoady
Na ho soa, na ho ratsy,
Ny ananana azy dia masina
Fa tsy vazivazy
Masina loatra ny mariazy.
Manotrona maro ny mpianakavy.
Ny havan’ny lahy sy an’ny vavy
Hiarak’ireo manombok’ anio
Lanjao tsara, ka ampitovio
Koa mahaiza ianareo
Mba mifankantia
Tsy ho anio na ampitso ihany
F'ho doria
Mandra-maty ny fitivana nekena
Satria ny mariazy dia
Vita fahendrena
Maroa dimby sy fara
Izany no tso-drano ambara
Izy ho anao ary ianao ho azy
Vita ny mariazy.
Негізгі бет Музыка Mariazy - Naly Rakotofiringa
Пікірлер