Toa tsy mety mitony, ny ao anatiko ao Te hilaza aminao, nefa miahotr’aho Njao mientana ny fo, manoloana anao Na ny mora indrindra aza, lasa sarotra Matokia foana ihany kanefa aza manahy Aleo hibitsika mangina ny ao antiko ao Efa feno anao, 'zao tontolo rehetra izao Fa raha tsy eo ianao, toa tsy mety izay atao Anio raha sitrakao, tsorina eto indray Ho anao, ho anao,ho anao Ny foko anjakao Ny efa vita taloha, misy ho visavisaina Ny anio, lay fitia vaovao ndray no andrandraina Samy tia tao am-po, miandry ny maraina Efa fiainana vaovao manombok’eto ataovy an-tsaina Matokia foana ihany kanefa aza manahy Aleo hibitsika mangina ny ao antiko ao Efa feno anao, 'zao tontolo rehetra izao Fa raha tsy eo ianao, toa tsy mety izay atao Anio raha sitrakao, tsorina eto indray Ho anao, ho anao,ho anao Ny foko anjakao Ny mpanenjika, tsy tia ho romotra tsy maintsy hiteny Ho avy ny andro ratsy ho resintsika ireny Efa feno anao, 'Zao ny tontolo rehetra izao Fa raha tsy eo ianao, toa tsy mety izay atao Anio raha sitrakao, tsorina eto indray Ho anao, ho anao,ho anao ny foko anjakao
@michaelcostaramarivelo8173
7 жыл бұрын
hira ohatran izao no nafatarako sy nitiavako Marion
@ppappa7326
7 жыл бұрын
mafinatritra tohizo eee !!! mankafy anao zahay😚😚
@fitiavanamims3374
4 жыл бұрын
Merci Marion j'adore 💛💛💙
@narindrahenintsoaravalison9461
Жыл бұрын
Tiako loatra 💗
@ranaivoharisoazaratianaodi846
6 жыл бұрын
tiko lotra ny hiranao rehetra!! mambabo fo tanteraka!! respect grand a
@mickaelchristianirazafindr3404
7 жыл бұрын
Tsara kos alo ti vazo ti eeee!!!!! ef mia mverina t@Marion talo le iz nje2!!!!!
@nahnarandrianarivony5513
7 жыл бұрын
Tiko be le hira😚merci Marion
@laurieandrianjaka9197
6 жыл бұрын
tikou lôtra😍😍
@antsamalalaratoandronirina746
7 жыл бұрын
Ankafiziko.
@nikaraholiarimanana911
7 жыл бұрын
lonestar not a day goes by
@graciaandrianavalison2638
6 жыл бұрын
tiko lotra
@nahranarimahefa2401
8 жыл бұрын
tsara loatraaa
@flmariagetsarbooohhkanto8470
8 жыл бұрын
f mariage tsara b ahhh
@pounierabe6266
6 жыл бұрын
Tsara dadamary a😉
@rhari8567
8 жыл бұрын
tsra daoly
@augustinejeanneabdoul1277
7 жыл бұрын
Tiko be Le decoration De table
@randrianasolotsilavo1352
3 жыл бұрын
tsara loatra
@akshaysingh7576
8 жыл бұрын
tena tsara e
@michelgaillard1751
Жыл бұрын
Jazz mmc maresak Roots
@tsinjorakotoarison6346
6 жыл бұрын
Maharikoriko tsssss !!!!! Mpihira malaza hono, nef de alatahaka daholo ny hira rehetra. Tsy mba menatra mitsy, sa mihevitra oe tsy misy mahay satria hira ts de malaza ao dago no alaina tahaka? “ Feno anao hono “ nef plagiat complet @ hiram’i Lonestar: Not a day goes by. Mampalahelo
@rindrajayaneralaiharo4997
5 жыл бұрын
Mlay e?
@mialyrazafindrazaka4475
3 жыл бұрын
Copieur, c'est la chanson de Lonestar - Not a day goes by
@niteamahavavy8051
7 жыл бұрын
👎Lonestar Not a day goes by
@Andrijeli
6 жыл бұрын
version malagasy azafady lol
@lorenantso4938
8 жыл бұрын
😘😘
@tahirx21
8 жыл бұрын
tsara
@miamimi3451
8 жыл бұрын
tsara le ira f l volombavan marion ts tsar ts manendrika anaz
Пікірлер: 33