Voaray tanteraka 💯 ny hafatra Pasteur Tahiana,"manana tombony hafa mintsy ny fanarahana fampianarana tahak'izao,fa tena MANAMPY bé ahy anova ny fomba fijeriko manoloana ny zavamisy ianana andavanandro, voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany 🙏 Hoaminao lalandava tompoko ny Fanahimasin'iTompo 😇
@tianasamiharijaona1514
25 күн бұрын
AMEN
@randriamanantsoavoahangini1758
Күн бұрын
Tena misaotra Pasteur fa tena voaray n hafatra 🙏
@sylviamada
19 күн бұрын
AMENA🙏🙏🙏🙏🙏
@tianasamiharijaona1514
25 күн бұрын
Makasitraka indrindra tompoko 👏
@user-wc5ie6mz5j
Ай бұрын
Mankasitraka pasitera, homba anao mandrakariva anie ny Tompo 🙏
@raholiarimananalydia4175
19 күн бұрын
❤❤❤
@nirinarasoamampionona
19 күн бұрын
Misaotra Pasteur
@sabrinadonneeretsara5169
29 күн бұрын
Misaotra An'Andriamanitra foana foana🙏
@PatriceRamontalambo
Ай бұрын
Misaotra betsaka Pasteur Tahiana ; fa tena nanova tanteraka ny tao ampoko sy ny fisainako ny fampaherezana t@Tenin'A'driamanitra nentinao ; Homba anao sy ny ankohonanao anie JESO KRISTY !
@samueljerome7927
Ай бұрын
Mankasitra ré pasteur fa tena Marina zay lazainao. Amen
Alléluia Amen Voninahitra anie ho an Andriamanitra Irery iany 🙏
@rossanefourt559
Ай бұрын
Misaotra betsaka pasteur ,marina zany
@zoelypolart2353
Ай бұрын
Misaotra sy mankasitraka anao indrindra Pasteur Tahiana fa tena marina mihintsy izay voalazanao.🙏🏻❤️💞😀🙌💪🔥
@dianaramananarivo4926
Ай бұрын
Mankasitraka fa tena Andriamanitra mahita sy mahalala ny zavatra rehetra ny Tompo
@cocofifi
29 күн бұрын
Tena misaotra betsaka pastera fa tena miteny amiko Jesosy amin'ny alalan'ity toriteny kely ity: tena efa iray taona izay fa tsy misy afa-tsy ny fisarahanay roakely foana no tato an-tsaiko. Azoko, tena azoko. Handeha hanao metimety amin'izay aho, hitraka ary tsy hieritreritra an'izany rehetra izany intsony, apetrako eo an-tongotr'i Jesosy dia handeha hanohy ny diako, mahery aho!!!
@jeaninnefournier1172
Ай бұрын
Tena misaotra anao pasteur fa tena marina ny voalazanao fa dia tena lesona tena tsara ho raisina Amen . 13:04 13:04
@doryajudithtibany3654
Ай бұрын
Hoatran'ny oe zaho mihitsy le voaresaka eto😢mankasitraka Pasitera
@rasoafiamaranasoarimalala8776
Ай бұрын
Amen mankasitraka pasteur
@monserratluxana3106
Ай бұрын
Amen 🙏🙏
@TolotraSarah
Ай бұрын
❤😊Amen!
@RatsimbaRondro
Ай бұрын
Merci pasteur Tsara be ilay partage Tena marina izany!
@lydiasaharah28
27 күн бұрын
Marina loatra
@hanitriniainaherizorandria7210
28 күн бұрын
tsapako. ary niainako
@ramamonjisoa8255
Ай бұрын
Misaotra pasitera mankahery
@sapipadoulin1869
Ай бұрын
Tena marina izany.
@lahcrea1402
Ай бұрын
Tena miteny ny Tompo, manome hafatra ho ahy isan'andro Izy
@SylviaAdelin-v9o
Ай бұрын
Misaotra pasteur fa avy dia mifantoka ao am-po sy antsaina ny toriteninao feno fahendrena. Ny Fanahy Masina anie hiasa aminao hatrany @ asa zay sahaninao
Пікірлер: 32