Mankasitraka indrindra Pasteur, fa tena Raiamandreny ara-panahy tokoa ianao, tsy mitsahatra ny mizara ny fahalalana tsara, anisan'ny tena nikolo ny finoako ny fihainoko ireo vidéos anao fa tena manampy be ahy amin'ny fiainam-bavako izany, tena marina tokoa fa ny zavatra rehetra dia plan'Andriamanitra avokoa fa tsy misy kisendrasendra, matoa ny zavatra iray tanteraka na tsy tanteraka dia fandaharan'Andriamanitra avokoa izany , ny finoana Kristiana fotsiny dia ny miroso sy manaiky hatrany izay zava-miseho eo amin'ny fiainana, izaho manokana dia tena resy lahatra ny amin'izany zavatra rehetra izany satria tena nandalo zava-tsarotra maro aho teo amin'ny fiainako ka tena ory sy nahalahelo tokoa, fa ankehitriny tsapako hoe lalana nitondran'ilay Ray Tsitoha ahy avokoa izany rehetra izany mba hampahiratiny ny masom-panahiko, ny voninahitra anie dia ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏🙏🙏
@tsuhary
6 ай бұрын
Ny tenako d Tena miraculée mitsy, tamin'izaho mbola kely voatosiky ny olona avy nianatra d latsaka tany anaty dalle am andro avy orana b ary Tonga d nentin ny rano tany ambany b tany. Teo amin’ny tsena iray, feno olona tsy misy ifankahitana ilay izy. Za efa mihidokidonina b difotra tanteraka anaty rano any ambany any, d nisy "olona" naka tao. Tsy tadidiko oe iza le Naka ahy Tao fa izao mino fa anjelin Andriamanitra iny. Efa afaka Tao za vao tadidiko ny tohiny. Nanafaka ahy imbetsaka loatra amin'ny aloky ny fahafatesana ianao Tompo o, mankasitraka indrindra
Misaotra Pst. Maro tokoa no azo tantaraina fa tena VELONA sy MIASA Andriamanitra
@mooltitingoka1328
6 ай бұрын
Amen ! Misaotra indrindra Pasteur
@rajaonarisonnorotiana5184
6 ай бұрын
Azy tanteraka ny voninahitra 🙏 Mankasitraka Pasteur Tahiana 😇
@mariaangelina4026
7 ай бұрын
Alléluia masina Jesosy tompo Hitako mihitsy fa eo anilanay eo fona ny fanahimasina, miaro anay isanandro isan'ora ❤❤❤❤❤❤
@sylviamada
Ай бұрын
fanontania mba mila valiny Tompoko ,saik hanotan aho hoe fahotana ve ny mihinana sakafo efa avy nivavahana tamin'ny sampy nefa efa fantatra le izy ,nefa koa tsy manampidiny ,inona no tokony hataoko ,olona avy aty chine no mametraka fanotaniana
Пікірлер: 19